Mahatratra hatramin’ny 3.769t ny vokatra jono azon’ireo orinasa telo lehibe mampiasa sambo mpanjono 28. Hampiditra tamberim-bidy 1.809.700.000Ar ho an’ny firenena malagasy sy hamorona asa hatrany amin’ny 261 any anaty sambo izany. Nohavaozina ny fifanarahana jono amin’ireo sambo mpanjono ara-indostrialy aty amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara. Tapaka ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny minisiteran’ny Angovo sy ilay […]
Mois : juillet 2023
Sokatra 412 very: miteraka disadisam-piarahamonina ao Lavavolo
Araka ny fangatahan’ny kaominina sy ny mponina, naorin’ny fikambanana Turtle Survival Alliance (TSA) ny Foibe fiarovana ny sokatra an-tanety any Lavavolo (LTC), ny taona 2017. Antony, tsy faly izy ireo tamin’ny namindrana ny sokatra tratra ka nogiazana tany Itampolo sy Androka izay nalefa any Ifaty-Mangily. Nifanarahan’ny TSA sy ny fitantanam-paritry […]
Fondation Tany meva : nankasitrahana ny mpiasa
Miisa 24 ny mpiasa sy mpitantana ny fikambanana Fondation Tany Meva nomena fankasitrahana amin’ny asa sy mariboninahitra avy amin’ny fanjakana, ny 30 jona teo. Valo nahazo ny « Chevalier de l’Ordre National ». Niasa mihoatra ny 20 taona. Fito nahazo medaly volafotsy (15 taona), 15 nahazo medaly alimo. Nahatratra 30 ny medaly […]
Orinasa mampihatra ny RSE : antoka ho an’ny faharetan’ny fisian’ny akora
Tsy afa-misaraka amin’ny asa famokarana ny akora fototra azo avy amin’ny fitrandrahana ny tontolo iainana. Antoka mampaharitra ny fandraharahana sy ny asa sahanina ny fikolokoloana ny rohivoaary. Mila apetraka ny rafitra momba izany. “Ny orinasa vaventy no efa tafiditra amin’ny kolontsaina sy andraikitra RSE. Tokony hapetraka ny lalàna sy ny […]
FANTINA sy FINTINA
“Efa hisy ny didim-panjakana havoakan’ny governemanta amin’io herinandro hiditra io”, hoy ny talen’ny kabinetran’ny Ceni, Andriamifidy Jean-Louis, ny amin’ny fanatanterahana ny fifidianana filohan’ny Repoblika. Amin’izany no hamerana amin’ ny fomba ofisialy ny tetiandrom-pifidianana. Handray anjara amin’ny fivoriambe ara-potoan’ ny filankevitra mpanatanteraky ny Vondrona afrikanina (UA) faha-43 hatao any Nairobi Kénya, […]




