Mbola voasazy ny tsipy kanetibe malagasy. Nandefa taratasy manamafy izany ny federasiona iraisam-pirenena. Filam-baniny kosa, hoy Andriamilerovason Amiroudine, filohan’ny federasion’ny sport boule malagasy (FSBM). Raha tsiahivina, ny trosa tsy voaloa tamin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany ho an’ny sokajy “junior” sy vehivavy, natao tany Barcelone, ny taona 2021, […]
Mois : juillet 2023
Disitrikan’ i Mananara avaratra : manana ny herijikam-pampandrosoana rehetra
Distrika iray anatin’ny faritra Analanjirofo i Mananara Avaratra. Miisa 285.917 ny mponina ao aminy. Miparitaka anatin’ny kaominina 16 sy fokontany 208 izany. Distrika anisan’ny tokony ho renivohitry ny karazan-karena hahafahana mampandroso sy mampiakatra ny fari-piainan’ny mponina ao aminy i Mananara Avaratra. Nisy fotoana niroborobo ny seha-pihariana maro, saingy noho ny […]
INDRAY MIJERY
Nanomboka, omaly, ny fanadinana Brevet d’Etudes Professionnelles (BEP) ka nanokatra izany ny minisitra Vavitsara Rahantanirina, tao amin’ny LTPGC Mahamasina. Mahatratra 10 384 ireo mpiadina manerana ny Nosy, izay miparitaka amin’ny foibem-panadinana miisa 88. Mifanindran-dalana amin’ity BEP ity ihany koa ny Certificat de Fin d’Apprentissage (CFA) . Mandritra ny 5 taona […]
Antanimora : harenina ho tonga olom-banona ireo ankizy voafonja
Toeram-panarenana ny ankizy solafaka na nivaona teny amin’ny fiarahamonina ny ao amin’ny kartien’ny ankizy tsy ampy taona, ao amin’ny fonjan’Antanimora. Fampanarahan-dalàna sy fitaizana ireo tanora ho tonga olom-banona no tanjona, raha ny nambaran’ny tomponandraikitra. Tsy maintsy mifoha amin’ ny 6 ora sy sasany maraina ny rehetra. Efa voazara ny andraikitra […]
Mbola hitohy anio: 5°C ny maripana ambany indrindra
Mamirifiry ny andro, maloka sy mandrivotra ary manerika ny maraina vokatry ny tsiokan’ny varatraza matanjaka. Mbola hitohy, anio, io hatsiaka io fa hisava kosa rahampitso ho an’ny eto afovoantany. Raha mangatsiaka ny eto afovoantany, misy orana ny ilany atsinanana rehetra, araka ny fanazavan’ny teknisianina eny amin’ny foibe famantarana ny toetry […]




