Mois : juillet 2023

Foibem-panadinana Lycée Rabearivelo : mpiadina voafonja dimy miatrika BEPC

«Roa herinandro ny faharetan’ny fitsarana ny kopiam-panadinana ka hoezahina hivoaka aorian’izay ny valim-panadinana BEPC», hoy ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena. Mandray ny ankizy voafonja miatrika ny BEPC, toy ny isan-taona, ny foibem-panadinana Lycée JJ Rabearivelo. «Dimy lahy izy ireo no manala fanadinana amin’ity taona ity ary misy mpiasan’ny fonja manara-maso azy […]

Fifanakalozana ara-barotra: hiara-hiasa i Canada sy i Madagasikara

Tsara ny vokatra nandritra ny hetsika “4ème Mission économique et commerciale » (MECC) tao Canada, ny 8-19 mey lasa teo, izay nandra­isan’i Madagasikara anjara. Taorian’io, mitentina 1.4 tapitrisa dolara ny fangatahana fanafarana entana voarain’ ireo mpandraharaha. Aman-jatony ihany koa ireo mikasa hividy ny vokatra malagasy. Vonona hiara-kiasa amin’ny Malagasy mpandraharaha ny […]

Antenimierandoholona: miisa 20 ny volavolan-dalàna lany

Nifarana ny zoma 30 jona teo ny fivoriana ara-potoan’ny Antenimierandoholona. Nitarika ny fotoana ny filohany (PS), Razafimahefa Herima­na­na. Miisa 20 ny volavolan-dalàna lany miampy tolo-dalàna iray. Anisan’izany ny volavolan-dalàna mikasika ny fampiasam-bola, ny sata mifehy ny harena an-kibon’ny tany, ny mikasika ny kaoperativa, ny fifanarahana iraisam-pirenena mikasika ny asa iarahana […]

Fandraharana: Tanora 49 nahazo « Titre vert »

Tanora Mpandraharaha avokoa ireo 49 voafantina hisitraka ny tetikasa « Titre vert » eto amin’ny faritra Analamanga. Volana vitsy lasa izay, nisy ny fiantsoana an’ireo maniry hisitraka izany. Nanambaran’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana fa mahatratra 150 ireo mpandraharaha hahazo sy hisitraka ny tetikasa, hoy ny loharanom-baovao iray. Betsaka tokoa ireo tanora […]

Huawei Madagascar: manampy ny tanora ho tonga mpandraharaha

Mamolavola tanora ahafantatra ny tontolon’ny asa sy ny haitao ara-kajy mirindra ny Huawei Madagascar. Manana fandaharanasa telo karazana ity orinasa lehibe ity hanampiana azy ireo Tsy afa-misaraka amin’ny tontolon’ny niomerika ny haitao ara-kajy mirindra. Antony mahatonga ny orinasa Huawei Madagascar mamolavola fandaharanasa mifantoka amin’ny fampiroboroboana ity sehatra ity. Indrindra ho […]