Manakaiky kokoa ireo izay mila azy. Tanjona apetraky ny Alliances Françaises maneran-tany io, ka tafiditra amin’izany ny fisokafan’ny sampan’ny Alliance Française eto Antananarivo, eny Ankadimbahoaka. Notokanana, omaly, ity ivontoerana ho an’ny kolontsaina, ny fanabeazana sy ny fampianarana ny teny frantsay ity. Ao amin’ny Alhambara Gallery, rihana fahefatra no misy azy, […]
Mois : juillet 2023
Bakalorea ETO ANTANANARIVO: Misitraka « cours » ny mpiadina
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly, tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny fampianarana maimaimpoana ho an’ireo mpanala fanadinana bakalorea. Nokarakarain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanana Ambany tanàna miray (ATM). Hisitraka izany ireo tanora hanala fanadinana eto anivon’ny fari-piadidian’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Tanjona ny hanampiana ireo mpianatra amin’ny fanomanana ny fanadinam-panjakana. “Zava-dehibe ho […]
Tetikasa Rindra : niofana ny ben’ny Tanàna amin’ny faritra Menabe
Nampiantrano ny atrikasa fampiofanana mikasika ny tetikasa «Rindra» ny faritra Menabe, ny 20 jona lasa teo. Nisitraka izany ireo ben’ny Tanàna avy amin’ ireo kaominina 16, voakasiky ny tetikasa. Teo koa ireo mpitantam-bolan’ny kaominina tsirairay avy ary ny filohan’ny filankevitra kaominaly. «Tanjona ny hizakan-tenan’ny kaominina amin’ny lafiny ara-bola sy tsy […]
Ben’ny Tanànan’i Soavina : mpanala BEPC 324 nahazo sakafo
Nanomboka omaly ny fampisakafoana ireo mpiadina manala fanadinana BEPC, eny amin’ny kaominina ambanivohitra Soavina. Hetsika nokarakarain’ny ben’ny Tanàna sy ny mpiara-miasa aminy, natao teo an-tokontany malalaky ny Ceg Soavina. Nisitraka izany ireo mpiadina 324 avy amin’ny sekoly 13 miankina sy tsy miankina ao anatin’ny kaominina. “Tsapa ny tsy fitovian’ny sakafo […]
FANTINA sy FINTINA
Nitarika ny fivoriana faharoa fandrafetana ny drafi-pirenena momba ny fitsinjaram-pahefana miabo (PNDE), teny Mahazoarivo, omaly, ny Praiminisitra Ntsay Christian. Nambarany fa fototra iray lehibe ho an’ny fampandrosoana ny firenena ny fampivelarana ny politikan’ny fitsinjaram-pahefana miabo, na ny eny ifotony na ny any amin’ny foibe. “Tsy azo kosehina ny asa nataontsika […]




