Mois : juillet 2023

Fanararaotana : tratra ilay nanolana zazavavy 13 taona

Nihidy aman-trano, voatery namoha an-keriny ny trano fonenan’ny lehilahy iray ny renim-pianakaviana tao Amboasary, fokontany Andratsiolona, kaominina Andilana avaratra, distrikan’ Amparafaravola, ny sabotsy teo, tamin’ny 3 ora folakandro. Niasa ivelan’ny tanàna ny ray aman-drenin’ny zazavavy, 13 taona, tsy salama saina sady moana. Noho io fahasembanany io, tsy manaraka ireo lehibe niasa […]

Olona tapa-doha : hatao sorona, hakana fahefana

Trangam-piarahamonina nampihoro-koditra tato ho ato ny fanapahan-doha. “Sorona ho fikatsaham-pahefana sy vola no voalaza fa anton’izany”, hoy ny zandarimariam-pirenena. Nidoboka am-ponja vonjimaika ny iray raha toa ka mbola hanaovana fanadihadiana lalina ny roa hafa, voasaringotra amin’ny fanapahan-doha ao Ihosy, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny polisim-pirenena ao an-toerana, omaly. Ny […]

WeLight Tour : Inauguration du 55ème mini-réseau

Pionnier de l’électrification rurale à Madagascar, WeLight vient d’inaugurer un nouveau mini-réseau, opérationnel à Antsenavolo. L’inauguration a vu la présence du ministre de l’Energie et des hydrocarbures, Solo Andriamanampisoa, le gouverneur de la région Vatovavy Docteur Maurice Lucien Andriarison et le député du District Norbert Marie Ignace Andrianandrasana. L’inauguration de […]