Mois : juillet 2023

SOMBIM-BAOVAO

Rugby vehivavy Hifanandrina, anio, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana rugby diviziona voalohany (D1) sy faharoa (D2), vehivavy. Ny fihaonan’ireo D2, SCB Besarety sy ny XV Red Tanjombato no hanokatra ny lalao voalohany. Aorian’io, hikatroka ry zareo samy D1, RCTS Soavimasoandro sy ny FTFA Antohomadinika. Ho fanohanana azy ireo, […]

Judo-Tompondakan’i Afrika : firenena 6 hatramin’ izao no ho avy eto

Hotontosaina ny 27 hatramin’ny 30 jolay izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, sokajy Junior sy Cadet. Araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny Judo, firenena 6 hatramin’izao no efa nisoratra anarana ary raha tsy misy ny fiovana dia hitondra delegasiona mafonja […]

Kitra – Fifanintsanana «Mondial 2026» : Ao amin’ny satroka fahatelo ny Barea de Madagascar

Fantatra avokoa ny satroka misy ireo firenena afrikanina 27 eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny «Mondial 2026». Ao amin’ny satroka fahatelo no misy ny Barean’i Madagasikara. Navoakan’ny Kaonfe­de­rasiona afrikaninan’ny baolina kitra (CAF), tao amin’ny tranokalam-pifandraisany omaly zoma, ny satroka misy ireo firenena afrikana miisa 54, hiatrika ny fifanintsanana ho an’ny «Mondial […]

Vaovao tambatra

Tsy mbola mivaha ny olan’ny fihetsikehan’ ny mponina manohitra ny orinasa QMM any Taolagnaro. Efa 4 andro izao ny hetsika, nanomboka ny 26 jona teo. Tsy afaka manatanteraka ny fampandehanana, indrindra ny fikojakojana ny fitaovana, ny QMM, noho ny sakan-dalana ataon’ireo mpanao fihetsiketsehana. Tsara ho fantatra anefa, fa anisan’ny manampy […]

Kaominina Maromiandra : manamafy ny fitakiana hisokafan’ny Base ny mponina

Notokanana ny 24 jona teo ny tsena vaovao any amin’ny kaominina Maromiandra, distrika Toliara II. Fotoana iray nihaonan’ny manam-pahe­fana samihafa, toy ny solombavambahoaka, ny ben’ny Tanàna ary ny governora Atsimo Andrefana. Niantefa any amin’ny filoha, Rajoelina Andry, ny fangatahan’ny ben’ ny Tanàna Maromiandra, Edson, hirotsa-kofidiana amin’ ny fifidianana ho filoham-pirenena […]