Mampivondrona mpisehatra maro ao anatin’ny tontolon’ny niomerika sy ny haitao ara-kajy mirindra ny hetsika Zah@geek 2.0 andiany faharoa, ataon’ny orange digital center Madagascar. Nanomboka omaly ka haharitra roa andro, ity hetsika atao etsy amin’ny gara Soarano ity. Tanjona ny hampanana asa ireo tanora misehatra ny niomerika sy ny haitao ara-kajy […]
Mois : juillet 2023
Ranaivoarisoa Vonifanja : sambany vehivavy ny tale jeneralin’ny CEM
Aina vao indray no hoentin’ny tale jeneraly vaovaon’ny Caisse d’Epargne Madagasikara. Tanjona ny hahazoan’ny orinasa tombombarotra, ny fitomboan-karena ary maharitra. Nampahafantarina tamin’ ny fomba ofisialy, ny alakamisy 29 jona teo, ny tale jeneraly (DG) hitantana ny Caisse d’Epargne Madagasikara (CEM). Taorian’ny masontsivana samihafa, tinapaka teo anivon’ny filankevi-pitantanana fa Ranaivoarisoa Vonifanja […]
Antanimora-Fondation Axian : nohavaozina ny toeram-panarenana ny ankizy
Natao omaly, ny fitokanana ny fanavaozana ny fonja ao amin’ny toerana natokana ho an’ny ankizy tsy ampy taona, eny Antanimora. Voavoatra ny fotodrafitrasa toy ny lakozia, ny efitrano fianarana sy fanofanana, ny efitrano fatoriana, ny biraon’ny mpiandraikitra ary ny tokotany. Fiaraha-miasa eo amin’ ireo orinasa 7 miara-miasa amin’ny Fondation Axian […]
INDRAY MIJERY
Nampahafantatra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra fa mandritra ny « Festival Evason danse » andiany faharoa dia hotapaka amin’ny ampahany ny araben’ny fahaleovantena, ny talata 4 jolay ho avy izao manomboka amin’ny 9 ora maraina. Tompon’andraikitra amin’ny filaminana mandritra izany ny mpikarakara ny hetsika. Mandritra ny carnaval ataon’ny Mpamakilain’i Madagasikara anio, manomboka amin’ny […]
Fonjan’Antanimora : misy migadra hatramin’ny 20 taona ireo ankizy
Namono olona ny sasany amin’ny ankizy migadra eny Antanimora. 20 taona ny sazy be indrindra amin’izy ireo. Toeram-panarenana satria misy fiofanana sy fampianarana ao an-toerana. Nandritra ny fitsidihana natao teny amin’ny fonja an’Antanimora, tao amin’ny toerana natokana ho an’ny ankizy tsy ampy taona, omaly no nahafantarana fa misy 122 ireo […]




