Mois : juillet 2023

Lalaon’ny Nosy : mpihazakazaka avy any Etazonia hanatevina ny atletisma

Nanomboka ny 18 jolay lasa teo no efa ao anaty fampivondronana ny taranja atletisma. 73 mianadahy izy ireo no manaraka izany etsy amin’ ny kianja Barea Mahamasina. Misahana ny fanomanana ilay Sinoa manampahaizana, i Djao, miaraka amin’ireo Mala­gasy teknisianina miisa 13 mianadahy. Nambaran’ny tale teknika nasionaly, Rambeloson Hery, fa iray […]

SOMBIM-BAOVAO

Tennis, hahemotra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, noho ny fitarainan’ireo ligy dimy, Amoron’i Mania, Atsinanana, Vakinankaratra, Boeny, Matsiatra Ambony. Milaza izy ireo fa tsy afaka ny handray anjara amin’ity fifaninanam-pirenena ity ireo sokajy «Juniors», «vétérants», … ao amin’izy ireo. Kitra, lavon’i Mayotte tamin’ny isa 4 no ho 0 ny […]

Lalaon’ny Frankofonia : Niainga, omaly, ny andiany voalohany

“Manana solontena ny Ma­lagasy ary vonona hibata fandresena”, io no nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Resampa André Haja, omaly, momba ny fandraisan’anjaran’i Madaga­si­kara amin’ny lalaon’ny Fran­kofonia. Nambarany fa niainga, omaly, ny ampahany voalohany hiatrika ny andiany faha-9 amin’ity hetsika ity, hotanterahina any Kinshasa RD Congo, ny 28 jolay […]

Vondrona Filatex : 3 000 ny tokantrano misitraka angovo

Hanampy amin’ny famahana ny olan’ny herinaratra eto an-drenivohitra hatrany amin’ny faritany, tokantrano 3 000 no efa misitraka ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro, araka ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Lidera Green Power, Tidiani Tall Jeff, tetsy Ankadimbahoaka, omaly. Io orinasa io izay iray amin’ireo mamokatra angovo anatin’ny vondrona Filatex. Mahatratra 8,4 […]