Mois : juillet 2023

Antoko RPSD: “Tsy tokony hiandrasana ny Sadc ny vahaolana”

Naneho ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny antoko RPSD, tarihin’Andriatsizehena Benja Urbain na i Bebain. Namba­rany fa tsy maintsy atao amin’ity taona ity ny fifidianana, araka ny voalazan’ny Lalàm­panorenana. Na izany aza, takin’izy ireo ny hanovana ny governemanta sy ny hanitsiana ny lalàna mifehy ny fifidianana. “Mba hangarahara […]

Fihaonana an-tampony any Tanzania: nidera ny filoha Rajoelina ny Banky iraisam-pirenena

Nihaona amin’ireo filoha lefitra roa eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena ny filoha Andry Rajoelina, tany Dar Es Salam, Tanzania, omaly. Teo koa ny lahateniny momba ny lohahevitra nodinihina tamin’ny fihaonana an-tampony. Nahazo fankasitrahana manokana avy amin’ny filoha lefitra roa eo anivon’ny Banky iraisam-pire­nena, Victoria Kwakwa sy i MamtaMurti, ny filoha Rajoe­lina. […]

Fihaonana amin’ny Sadc : misy mangataka fane­morana ny fifidianana

Vokatry ny fomba fanomanana ny fifidianana ny fangatahana fanemorana izany, araka ny fanazavan’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampia­nina, taorian’ny fihaonany ta­min’ny iraky ny Sadc, teny Anta­ninarenina, afakomaly. “Mety tsy mipetraka ny ahiahy na fangatahana fanemorana ny fifidianana, raha tomom­bana ny fanomanana azy”, hoy izy. Amin’ny maha vondrona iraisam-pirenena ny Sadc, izay […]

Filohan’ny HCC : “Tsy mandà na manaiky zom-pirenena izahay”

“Tsy mandà na manaiky an’izany zom-pirenena izany ny HCC. Ny filohan’ny fitsarana ady madio no manome an’izany. Raha tsy manome ny any, azon’ny olona atao ny mampiakatra izany any amin’ny fi­tsarana”, hoy ny filohan’ny Fi­tsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), Florent Rakotoarisoa, teny Ambohi­dahy, omaly, momba ny fizakana zom-pirenena amin’ny […]