Omby, harem-pirenena anisan’ny mampiavaka an’i Madagasikara hatramin’ny taonjato maro. Nalaza ny hoe maro anisa ny omby no ho ny olombelona. Tantara sisa izany amin’izao fotoana. Mbola mipetraka ireo tsenan’omby goavana eto an-tanindrazana. Misy ny tsenan’omby lehibe indrindra eto Madagasikara ny any Atsimo, lalam-pirenena faha-7, ao Ambalavao. 56 km avy eo […]
Mois : août 2023
FANTINA sy FINTINA
Nanameloka ny lainga afafy sy tsaho manodidina ny fanadihadiana amin’ny “Raharaha Romy”, any Londres, ny antoko Freedom. “Manameloka ny fanaovana bontolo ka hanendrikendrehana ny filohan’ny Repoblika ho tsy afa-miala amin’ny mety ho heloka nataon’ny sasany izahay”, hoy izy ireo. Nanolo-kevitra ny tokony hamoahana didy hampiasana ny rejisitry ny fokontany amin’ny […]
Fifidianana : ho kandidà ho filoham-pirenena i Masy Goulamaly
Teny Belanitra omaly, no nanambaran’ny filohan’ny Vovonana Avotantsika miaraka i Madagasikara (AMM), Masy Goulamaly, fa anisan’ny ho kandidà hirotsaka ho fidina ho filoham-pirenena ny tenany. “Manoloana ny fahoriana mianjady amin’ny firenena dia mahatsiaro manana adidy aho. Amin’ny maha reny ahy dia tsapako ny maharary ny zanaka ka nandresy lahatra ahy […]
Mafana ny tanàna
Mafana, mafana! Ny eto an-tanàna. Mangotrakotraka ny fanomanana ny lalaon’ny Nosy. Efa somebiseby ny isam-paritra mandray ny afo Olympika. Anio fety be ao an-drenivohitr’i Matsiatra Ambony. Miakatra tsikelikely izany hamonjy an’Antananarivo izay hihanoka fety sy fifaninana isan-karazany. Ho ambohipihaonan’ny vahiny avy any ivelany sy avy ato anatiny. Mafana ihany […]
Filoha Rajoelina tany atsimo : “Miroso isika ary tsy misy hahasakana izany”
Nambaran’ny filoha Rajoelina amin’izao fitsidihany ny any atsimon’ny Nosy izao ny fampandrosoana tanterahin’ny fanjakana. Mazava ny lahateniny tamin’ireo vahoaka tany an-toerana. “Azontsika atao tsara ny manorina, ny manangana, ny manamboatra, ny mandroso na inona olana eo amin’ny fiainantsika. Tsy mahasakana antsika izany fa tsy maintsy miroso isika ho fampandrosoana an’i […]




