Vohitra manantantara eto Imerina. Anisan’ireny ny fiangonana FJKM Ambohimamory Malala Orimbato. Hoporofoin’ny taranaka sy ny zanaka am-pielezana ary ireo sakaizany fa misy sy velona ry zareo sy ny vohitra nipoirany ary ny fiangonana nanabe azy. Rahampitso alahady, amin’ny 8 ora sy sasany, fanompoam-pivavahana tokana. Fandraisana ny fanasan’ny Tompo. Anisan’ny hisongadina […]
Mois : août 2023
TARATRY ny KANTO
Entanina hatrany ireo manana vakoka mahakasika ny haino aman-jery eto Madagasikara. Hotokanana tsy ho ela ny Mozean’ny haino aman-jery, na ny “Havoria”. Ilazana ireo fianakaviana, namana na mpiara-miasa manana sary sy ny mombamomba ireo mpiasa trananin’ny RNM sy TVM, na ireo nodimandry na ireo mbola misotro ronono, mba hizara izany. […]
« Slam nationale 14 » : efa mandeha ny fifaninanana isam-paritra
Tanàna maro no handray anjara amin’ny “Slam nationale 14”, hanatanterahana ny fifaninanana, ahafantarana ny solontenan’izy ireo, anio. Toerana roa, amin’ny roa ambin’ny folo handray anjara no efa nahavita ny anjarany, nahafantarana ny mpandresy tamin’izy ireo. Ckiky sy Ral’Art no avy any Toliara, raha i Paracetamol sy Amzu no voafantina hisolotena […]
Finoana sy fanabeazana : hitondra aim-panahy sy fahalalana ry Ny Mino
Hira evanjelika. Tonga eto an-tanindrazana ny Groupe Ny Mino. Tsy handalo fotsiny fa hanatanteraka fihaonana amin’ny mpitia kanto sy hampitombo fahalalana ho an’ny olon-drehetra maniry ny ho any ivelany. Ny talata 15 aogositra izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny FJKM Ambodihady Ambohimanarina. Hanatanteraka seho evanjelika lehibe ny groupe […]
Kandidà: Razafinjoelina Tahina
Nampahafantatra ny maha kandidà filohan’ny Repoblika azy tao Fianarantsoa, Razafinjoelina Tahina. Nambarany fa kihon-dalana eo amin’ny tantara ny anio (omaly). Notsiahiviny fa be loatra ny fifankahalana politika miteraka disadisa. Ny tsy fandriampahalemana noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana. “Tsy misy politika mazava eto. Anisan’izany ny angovo, ny fandriampahalemana, ady amin’ny kolikoly”, […]




