Maro ireo karazana tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana entin’ireo fiaraben’ny fahasalamana anatin’ny hetsika “Sarobidy ny aiko”. Ankoatra ny fizahana ankapobeny, ahitana gynécologie, échographie, ophtalmologie, ORL, fanjarian-tsakafo, fitsaboana ny fo sy ny lalandra, fitarafana, fitsaboana nify koa ny tolotra. Hiara-hiasa ny «Humanité £ inlcusion», amin’ ny alalan’ny tetikasa «Hifali 2» sy ny Centre […]
Mois : août 2023
Hiara-hiasa ny minisitera sy ny ONG DSF : hofanina amin’ny zaitra ireo vehivavy voafonja
Fiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny ONG Douleur Sans Frontières ( DSF) ny hetsika vaovao manaja ny maha olona, mikendry ny fanatsarana ny fiainan’ny vehivavy voafonja. Tanjon’ny fifanarahana ny hanomezana fiofanana momba ny fanjairana, indrindra ny akanjo tohitena, pataloha ary salaka ho an’ny vehivavy azo sasana […]
Slam-Poésie : nifehezan’ny mpianatra ny teny frantsay
Nifarana ny herinandro teo ny atrikasa fiofanana “Slam-Poésie” nositrahan’ireo nahazo ny amboara tamin’ny fifaninanana nasionaly ho an’ny tantara an-tsehatra amin’ny teny frantsay. Narahin’ireo mpianatra avy amin’ny Lycée telo : Jules Ferry Faravohitra, Lycée Mixte Antsiranana ary ny Lycée Ambalakely-Lalangina ny fiofanana. Tanjon’ny fifaninanana nasionaly ny hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpianatra amin’ny teny […]
Fampianarana eny amin’ny EPP : 35 000 Ar ka hatramin’ny 60 000 Ar ny latsakemboka efaina
Na tsy andoavam-bola aza ny fampianarana eny amin’ny EPP miankina amin’ny fanjakana, misy ny latsakemboka hanakaramana ny mpampianatra Fram efain’ny ray aman-dreny. Efa mandray ny fisoratana anarana ho an’ny taom-pianarana vaovao 2023-2024 ny eny amin’ny sekolim-panjakana. Ho an’ny EPP Antanandrano, taorian’ny fahavitan’ny fanadinam-panjakana CEPE, araka ny tapaky ny fivorian’ny ray […]
Nosy-Be: mpizahatany 39 000 tonga tao anatin’ny telo volana
Mihamahazo vahana ny sehatry ny fizahantany ao Nosy-Be amin’izao fotoana izao. “Tao anatin’ny telo volana, nahatratra 39 779 ireo mpizahatany tonga ao an-toerana nanomboka ny volana mey ka hatramin’ny volana jolay teo”, hoy ny tale mpanatanteraka ny ORTN Nosy-Be, Randrianjafinirina Gerardo. Tsara ny tsena ho an’ireo mpivarotra kojakoja fahatsiarovana sy […]




