Mois : septembre 2023

« Kitranotrano »: hanasongadina ny « diorama » i Indie sy i Yves R.

Kanto hafakely ! Mpahay zavakanto samy manana ny talenta mampiavaka azy i Indie sy i Yves Robinson. Hanomboka amin’ny talata 12 septambra izao ka hatramin’ny 21 oktobra, ao amin’ny Institut français de  Madagascar (IFM) Analakely, hifameno ireo. Tsy naka lavitra fa teto an-drenivohitra no nanaingana ny famolavolana. Tsy fahita firy ny […]

Taratry ny kanto

Hanatanteraka seho any Bordeaux ny tarika Baobab, ao amin’ny efitrano Le Forum, ny sabotsy 21 oktobra izao manomboka amin’ny 8 ora alina (ora any an-toerana). Raha tsiahivina, tarika mamerina sy mamelona indray ireo kalon’ny omaly ny Baobab. Kajian’izy ireo fatratra ny tsy hanova ny aingampanahim-pamoronan’ny tompon’ny hira. « Les Samedis du […]

Fifanakalozana: tsy mitsahatra mitotongana ny sandan’ny Ariary

Faritan’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) ny politikan’ny fifanakalozana eto an-toerana, ka ny tsena no maneho izany. Izany hoe, ny tolotra sy ny tinady no mamaritra ny sandan’ny  vola Ariary raha ampitahana amin’ny vola vahiny. Nisongadina tato ho ato ny fitotongan’ny vola Ariary noho ny tsy fisian’ny tsena fifanakalozana, indrindra zara […]

Mamono afo

Na efa miroso aza ny fanatanterahana ny fifidianana, misy hatrany ny miady sisika sy miady sisina hijanona na hihemotra amin’izany. Mila fandaminana, hono, ny tokotany ilalaovana, ny fitsipi-dalao, ny mpilalao hoe iza marina no mahazo fahazoan-dalana… Hahita rariny sy rirany amin’izany? Sahirana fa tsy mahita mangirana sy izay idirana, dia […]

Voina nahafatesana olona 12 tetsy Mahamasina: nankaherezin’ny filoha Rajoelina mivady ireo tra-pahoriana

Nampahery ny fianakavian’ireo namoy havana tamin’ilay fifanosehana tetsy Mahamasina, tamin’ny fanokafana ny lalaon’ny Nosy (JIOI) ny filoha Rajoelina mivady. Noraisina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha izy ireo. Naneho ny fiaraha-miory sy nampahery ny fianakaviana ny filohan’ny Repoblika. Nialoha izany ny fitantaran’ireo havan’ny maty ny zava-nitranga tamin’ny fidirana ny vavahady ka niteraka […]