Mois : septembre 2023

Loka Poesam 2023 : lasan’ny tetikasa manohana ny voly kafe

Azon’ny tetikasa eo amin’ny fanohanana ny voly kafe any amin’ny faritra Itasy ny laharana voalohany tamin’ny tetikasa “Fandraharahana sosialy aty Afrika sy Moyen-Orient”, taona 2023. Niforona ny taona 2020 ny Moli Company hampahafantatra ny vokatra sy ny toerana niaviany ary ny tantsaha mamokatra azy. Be mpankafy eto an-toerana sy any […]

Distrikan’Ambohidratrimo : nohazavaina ny asam-panjakana eny ifotony

Notanterahina ny fiandohan’ny herinandro teo, tao Ivato ny fitsidihana ifotony mitety ireo kaominina ataon’ny lehiben’ny distrikan’Ambohidratrimo, Raharijaona Andoniaina. Kaominina faha-21 tamin’ireo 24 tsy maintsy tsidihina ny ao Ivato. Araka ny lalàna 2024-21 dia tsy maintsy manao ny fampahafantarana ny politika ankapoben’ny fanjakana ny distrika. Fampitana amin’ny vahoaka ny lalàna misy […]

Dr Razafimahefa Julien : « Aretina tsy mety sitranina ny Alzheimer”

Iray volan’ny Alzheimer izao. Nampahafantatra ny momba izany aretina izany ny neurologue eo anivon’ny hopitaly Befelatanana (CHUJRB), Razafimahefa Julien. Fahasimban’ny sela anatin’ny atidoha antsoina hoe «neurone» no ma­hatonga ny olona mihavery fitadidiana tsikelikely. «Lasa miankin-doha amin’ny manodidina azy ilay marary amin’ny andavanandrom-piainany», hoy ny neurologue, Razafi­mahefa Julien, ao amin’ny CHUJRB. […]

VKLM : hampandany ny kandidà Rajoelina Andry

Nanao fanambarana fanohanana ny kandidà laharana fahatelo, Andry Rajoelina, ny Vondrona laika kristianina mikatroka (VKLM), omaly, tetsy Antaninarenina. Nam­bar­­an’ny mpandrindra izany eo anivon’ny distrika Anta­nimena, Randriamiaramisaina Mirantsoa fa tokony hiomana amin’ny hiatrehana ny fifidianana ny rehetra. “Aoka isika handray anjara mavitrika fa adidy masina ho an’ny tanindrazana izany. Aoka tsy […]