Taorian’ny kianja Rabemananjara Boeny, nasiana fanamboarana sy fanatsarana indray izao ny kianjan’Ampasambazaha Fianarantsoa. Nanomboka ny talata lasa teo ny asa tany an-toerana. Raha ny vaovao voaray, hisy ny fanoloana ny bozaka “synthétique” ary ho ravahana loko ny manodidina. Ratsimbazafy Manda Hasina na Bota, Malagasy mpiandry harato, baolina kitra, nifindra any […]
Mois : octobre 2023
(FMF) : hatao anio ny famindram-pahefan’ny filoha
Araka ny fampitam-baovao, hotanterahina anio alakamisy 19 oktobra, etsy amin’ny efitrano malalaky ny kianja Barea Mahamasina, ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha vaovaon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, sy ny teo aloha, Andrianiony Victorien. Araka ny lalàna, tsy maintsy niandry 2 andro taorian’ny fahavitan’ny fifidianana, ny vaomiera manokana misahana […]
Rugby Federal 2 : hifandona Anjanahary sy Amboditsiry
Hafana indray ny lalao rugby “Federal 2” izay hatao etsy Andohatapenaka, amin’ny alahady ho avy izao. Hanokatra ny fihaonana amin’izany, ny fihaonan’ny FTA Anjanahary sy ny 3F5 Amboditsiry. Tsiahivina fa ny ekipan’ny 3F5, efa nahazo fandresena nanoloana ny FTAM Mandrangobato, tamin’ny isa tery, 26 no ho 23, ny alahady 1 […]
«Basikety N1A» : hifanandrina voalohany ny Ascut sy ny As Fanalamanga
Hanomboka anio alakamisy 19 oktobra, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara N1A lahy sy vavy. Hisantatra ny fifaninanana ny Ascut sy ny AS Fanalamanga, eo amin’ny sokajy lehilahy. Ekipa mendrika indrindra, nandritra ny dingana voalohany, miisa 8, ny hiady ny amboara, eo amin’ ny sokajy […]
Hetsika tetsy Tanjombato : nanelanelana ny mpitandro filaminana
Voasoroka ny fifandonana teo amin’ireo samy sivily manaraka ny hetsiky ny kandidà 11 andaniny sy ireo mpomba ny laharana fahatelo ankilany, teny Tanjombato, omaly. Samy nanainga teo amin’ny kaominina Tanjombato avokoa na ny hetsi-bahoaka notarihin’ny kandidà 11 na ny fampielezan-kevitra nataon’ny solontenan’ny kandidà laharana fahatelo. Niatrana teny an-toerana anefa ny […]




