“Tsy azo heverina ny hisian’ny birao fandatsaham-bato matoatoa. Mifamatotra amin’ ny fokontany ny birao fandatsaham-bato ka tsy mitombina izany ary fanelezana vaovao tsy marina… “, hoy ny filohan’ ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, teny Alarobia, omaly. Nanteriny fa afaka manazava ny momba ny fokontany koa ny minisiteran’ny Atitany. Nanala ny […]
Mois : octobre 2023
Ramamimampionona Gérard: “Tsy maintsy hajaina ny lalàna sy ny Andrimpanjakana”
Aiza ho aiza ny lalàna sy ny Andrimpanjakana amin’izao? Tsy maintsy hajaina ny lalàna sy ny Andrimpanjakana, raha ny fijerin’ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard. Fanehoan-kevitra… “Anjaran’ny olona ao anatin’ireo Andrimpanjakana ny maneho ny hasina ananany amim-pahamarinana sy fijoroana tsara, ary mila manaja azy ireo ny rehetra fa raiamandreny ireo. Manao […]
TARATRY ny KANTO
Mitohy ny ady hiragasy. Hifandrina etsy amin’ ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha ny tarika Rafarahasimanga Georgine avy any Ambohimandroso, sy ny Ra-Chri avy any Andohavato, ny alahady 22 oktobra izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Toy ny mahazatra, maimaimpoana hatrany izany. Hisy kosa ny fitatazan-drakitra ho an’ireo mpifanandrina. Nankasitrahana ny “Sitabaomba”. […]
Vanga : hofakafakaina ny « Resadresak’i Thomas Sankara sy ED Andriamalala »
«Resadresaky ny andrarezina», hoy ny fampahafantarana. Maneho ny fifaneraserana nisy teo amin’i Thomas Sankara, filoham-pirenen’i Burkina Faso teo aloha, sy ny Malagasy mpanoratra, Emilson Daniel Andriamalala, izany. Hofakafakain-dRandria Solofonantenaina Mika na i Vanga, mandritra ny hetsika «Bar à livres», hotontosaina eny amin’ny Le Park Bemasoandro Itaosy ny lohahevitra, ny sabotsy […]
Atrikasa « Hay »: ampianarina ny ankizy ny fanenomana
Nitohy omaly, teny amin’ny Fondation H Ambatomena, ny atrikasa «Hay», natokana ho an’ny ankizy 6 hatramin’ny 12 taona. Raha tsiahivina, fampianarana ny tontolon’ny tenona no ampiofanana ireo kilonga ireo ao anatin’izany. Ankoatra izay, misy ny fampahafantarana ireo mpiofana ny mahakanto ny zavakanto. Tanjona ny hitaizana ny ankizy ao anatin’ny haikanto […]




