Naiditra am-ponja ny raikely 50 taona nanolana ny zana-badiny 8 taona, tao amin’ny fokontany Soalazaina, kaominina Soalazaina, distrikan’Ambatondrazaka, afakomaly. Efa nampiharany ny filan-dratsiny nandritra ny fotoana naharitra saingy tsy sahy niteny io ankizivavy io. Nitoroka anefa ny fianakavian’ity farany ka izao voasambotra ary nalefa any am-ponja izao ilay raikeliny. Dahalo […]
Mois : octobre 2023
Oniversite Ankatso: nitokona ny mpianatra, raikitra ny tora-bato
Nanatanteraka fitokonana ny mpianatra teny amin’ny oniversiten’Ankatso, omaly. Notorahan’izy ireo vato ny teny amin’ny manodidina. Tezitra mafy ireo mpianatra mandranto fahalalana eny amin’ny oniverste Ankatso, omaly. Nisy ny tora-bato sy fandoroana kodiarana. Tsy navelan’izy ireo hiakatra any amin’ny faritra misy fampianarana ireo olona rehetra teny tamin’izany. Raha ho fintinina ny […]
13 oktobra 2023
Tir en l’air du 13 octobre 2023
Nattaly D’Alançon – Country Manager Outsourcia Madagascar : “Madagascar doit poursuivre ses investissements dans les infrastructures structurelles”
Nattaly D’Alançon – Country Manager de Outsourcia Madagascar, parle des défis et des avantages du secteur offshore dans la Grande île. Elle partage également les expériences vécues par Outsourcia à Madagascar, qui célèbre ses 20 ans d’existence cette année. Interview. Quels sont les facteurs clés de succès qui ont permis […]




