“Tsoahin’ny antoko TGV sy ny Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar) ny fitokisana napetraka tamin-dRazafimahefa Herimanana”, hoy ny fanambaran’ny birao politikan’ny antoko TGV, tetsy Ivandry; omaly. Notsiahivin’i Pierre Houlder, fa natolotry ny antoko amin’io andraikiny io izy ka tokony ho modely amin’ny fanajana ny antoko, fa indrindra eo amin’ny […]
Mois : octobre 2023
FANTINA sy FINTINA
Nivoaka ny efitrano fivoriana ny loholona MMM, Rakotondrainibe Ndriana, omaly, tetsy Anosikely. Tsy nanatrika ny fandatsaham-bato fanesorana ny filohan’ny Antenimierandoholona ny tenany. “Tsy manara-dalàna izany ary tsy azo ekena. Mahakasika ny antenimiera roa tonta no azo angatahana fivoriana tsy ara-potoana fa tsy ny anay irery fotsiny ihany”, hoy izy. Manjaka […]
Tompon-tanàna Hafa raha samy hafa mihitsy ny vahoaka malagasy ! Tsy misy olona mahari-pery sy mahazaka dona mihoatra azy angamba eto ambonin’ny tany. Miezaka ny mitarika sy mandrehitra ny afo ny kandidà 11, fa mbola mizara roa ny hevitra. Tsy vitan’izay fa manana ny antony mbola hidinana an-dalambe izy rehetra. Samy […]
Kandidà Andry Rajoelina : “Manaja ny ara-dalàna isika!”
Manamafy ny fanajana ny ara-dalàna ny kandidà laharana fahatelo, Andry Rajoelina. Mitohy ny fampielezan-keviny. Ao Boriziny izy anio, any Fianarantsoa, rahampitso. «Tsy tokony hahemotra 16 novambra izany ny fifidianana fa isika izao efa mandeha. Isika efa vonona ary mandeha mafy sady i Andry TGV… Misy kandidà sasany any manakorontana sy […]
Nidaroka zana-bady : renikely nahavanon-doza, naiditra am-ponja
Voatana vonjimaika any am-ponja ny renikely iray nidaroka ka saika nahafaty zaza roa taona latsaka, tao Ambalamanasy C2, Toamasina, afakomaly. Efa fanaon’io ramatoa io ny mamono tsy am-piheverana an’io zazakely io, raha ny nambaran’ny nanatri-maso. Matetika nianjadian’ny fampijaliana izy rehefa tsy eo ny rainy. Nofelahan’io renikely io indray ilay zaza […]




