Nanao lahateny ny tale jeneraly (DG) ny Airtel, ny Dr. Segun Ogunsanya, mifanandrify amin’ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mpampianatra, omaly 5 oktobra. Nambarany fa misy rohy mifandray daholo ny ankizy, ny ray aman-dreny, ny mpanabe, ny fanjakana, ny mpanoratra boky ary ny mpikaroka mikasika ny niomerika, ankehitriny. Manana ny lanjany […]
Mois : octobre 2023
VAOVAO TAMBATRA
Mandray ny drakaka nampangatsiahana avy eto amintsika i Eoropa sy Sina, raha mandray ireo velona kosa i Etazonia, Dobai ary Sina. Tamin’ity taona ity, manodidina ny 140 ireo olona nahazo alalana hanangom-bokatra raha maherin’ny 30 isa kosa ireo mpanondrana ny vokatra avy amin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga. Hahitsy […]
Drakaka: tafakatra avo 10 heny ny tamberim-bidy
Niakatra avo 10 heny ny vola niditra amin’ny kitampom-bolam-panjakana tamin’ity taona ity mahakasika ny fanondrana drakaka. Tafakatra 1 500 000 000Ar izany raha toa ka 150 000 000 Ar isan-taona nandritra ny telo taona. Nahazoana izao vokatra izao ny fanasokajiana sy fanaraha-maso ny mpisehatra, omena fahazoan-dalana. Fepetra natao hitsinjovana ny kalitaon’ny drakaka […]
Tohodrano Ampahitrosy: lemaka 1 200 ha ho voajary
Napetraka, omaly 5 oktobra, ny vato fototra hanombohana ny fanarenana ny tohodrano any Ambatomainty, kaominina Ampahitrosy. Hamaha ny olan’ny tantsaha amin’ny famokarana ny fahavitany. Tantsaha ny 100%-n’ny mponina ao amin’ny kaominina Ampahitrosy, distrika Atsimondrano. Ao anatin’ny paikadin’ny fanjakana ny hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Hanomboka ny fanarenana ny tohodrano eny Ambatomainty Ampahitrosy, hanondraka velarantany 1 200 ha. Miisa […]
INDRAY MIJERY
Nisokatra tamin’ity herinadro ity ny fandaharanasa iraisam-pirenena momba ny fitantanana ny tetikasa mitondra fivoarana (Mapi), andiany faharoa, miaraka amin’ny Université Senghor, karakarain’ny sekoly ambony Iscam. Tanjon’ny fandaharanasa ny fanofanana ireo olona ho mpitarika tetikasa mitondra fanovana ho an’ny fiarahamonina sy ny fihariana. Notolorana mari-pankasitrahana ireo mpianatra sangany tamin’ny fanadinam-panjakana nandritra […]




