La mobilisation organisée par le collectif des 11 candidats à l’élection présidentielle, n’a pas eu l’effet escompté. Depuis le début du mouvement lundi, force est de constater que la foule des grands jours, n’a pas été au rendez-vous. Lundi, le collectif des candidats a réussi à rassembler une centaine d’individus. […]
Mois : octobre 2023
Lalao Olympika 2024: ho any Tunisie ny Makis 7 Ladies
Hotanterahina any Tunisie, ny 14 sy 15 oktobra ho avy izao, ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hanaovana ny lalao Olympika 2024, izay hatao any Paris. Araka ny vaovao nampitain’ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalama Marcel, ny alahady 1 oktobra lasa teo. Hanainga ny 11 oktobra izao ny vehivavy Makis, miisa 15, […]
SOMBIM-BAOVAO
Misaona ny tontolon’ny Baolina kitra, indrindra fa ny eo anivon’ny klioban’ny Dato FC. Nodimandry ilay lohalaharan’izy ireo, Telce. Tsiahivina fa efa nilalao tao amin’ny klioban’ny FC Dior sy ny TMTT izy teo aloha. Izahay eto amin’ny Gazety Taratra dia mirary fiononana feno ho an’ny fianankaviana manontolo sy ny klioba nilaozany. […]
Rabibisoa Jerry Pepin : milalao ao amin’ny klioba BCM ao Frantsa
Ny alahady alina teo no nanainga teto an-tanindrazana hihazo an’i Frantsa, Rabibisoa Jerry Pepin, Malagasy mpilalao basikety, klioban’ny Cospn. Efa nigadona ao Frantsa izy ary efa tongasoa ao amin’ny klioban’ny BCM, ao Gravelines. Tsiahivina fa ny volana aogositra lasa teo no efa fantatra fa nahazo fifanarahana tamin’ity klioba goavana ity […]
Tsipy kanetibe – Amboaran’i Madagasikara : nanao pao-droa ny C2BA Vakinankaratra
Niavaka ny zava-bitan’ny ekipa C2BA Vakinankaratra nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe. Lasany avokoa ny fandresena teo amin’ny “senior” lahy sy vavy. Tontosa soa aman-tsara, teny amin’ny kianja PAC Ampitatafika, ny zoma 29 septambra ka hatramin’ny alahady 1 oktobra lasa teo, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, tsipy […]




