Andro vitsy tsy hanombohan’ny fifaninanana “World Jiu-jitsu Championship” hatao any Abu Dhabi, efa nahavita fisoratana anarana avokoa ireo Malagasy mpikatroka 13 mianadahy hifaninana amin’izany. Hiditra amin’ny fanaovana ny Visa kosa izy ireo amin’ity herinandro ity. Nambaran’ ny teo anivon’ny federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu anefa fa mbola sarotra ny hoenti-manana amin’ity fifaninanana […]
Mois : octobre 2023
SOMBIM-BAOVAO
Judo. Malagasy mpilalao 3 no handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja Judo, ho an’ny sokajy Vétérans. Ahitana an-dRasoanaivo Razafy Luc, Rasolondraibe Mamy Dongozo ary Heriniaina Samuel Vestalys. Fifaninanana hatao any Abu Dhabi, ny 31 oktobra hatramin’ny 3 novambra izao. Notanterahina ny sabotsy lasa teo, tany Toliara, ny […]
Kitra – Ligy Boeny : nizarana solosaina ireo seksiona
Naneho ny fahavononany hiasa avy hatrany sy hampandroso ny baolina kitra ny filohan’ny ligy any amin’ny faritra Boeny, Maeva Portos. Ny sabotsy 21 oktobra lasa teo izy sy ny mpiara-miasa aminy nanolotra fitaovana, toy ny ordinatera sy “imprimante” ary baolina ho an’ireo seksiona any toerana. Marihina fa tonga nanatrika io […]
Baolina kitra : lasa any Frantsa ny Coach Rôrô hijery mpilalao vaovao
Nanohy ny diany any Frantsa, Rakotondrabe Romuald (Rôrô), mpanazatra ny Barea de Madagascar. Hitily mpilalao vaovao afaka hanatevina ny ekipam-pirenena malagasy ny tenany, mialoha ny hiatrehana ireo lalao fifanintsanana ho an’ny “Mondial 2026”. Taorian’ny fahavitan’ireo lalao firahalahiana roa, notanterahina tany Maroc, nandritra ny datin’ny FIFA, fantatra, araka ny fampitam-baovao, fa tsy […]
AFHAM: miaro ny vehivavy manana fahasembanana
Tonga tany amin’ny faritra Fitovinany ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana avy ao amin’ny Afham, foibe avy aty Antananarivo, izay notarihin’ny filohany, Razafinjato Ferla, nitsidika ireo olona misitraka ny tetikasa “Zaramira”. Nidina tany amin’ny kaominina Lokomby, Tataho ary Mitanty izy ireo. Nanao fakan-kevitra isam-paritra momba ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ireo […]




