Tratra ny tanjona tamin’ny fikarakarana ny « Salon internalational de l’habitat » (SIH) andiany faha-25, natao tetsy amin’ny Forello, expos Tanjombato. Mihoatra ny 15 000 ireo mpitsidika tonga teny an-toerana nandritra ny efatr’andro nanaovana ny hetsika. « Samy afapo na izahay mpikarakara na ireo mpandray anjara. Nahita tombony sy nahita lalam-barotra ary nahalafo […]
Mois : octobre 2023
Salon de la créativité « Voatra »: haneho ny fivoaran’ny vokatra tao anatin’ny 10 taona
Hanomboka rahampitso ka hatramin’ny sabotsy 28 oktobra izao ny “Salon de la créativité Voatra”, andiany faha-10, atao etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. Hetsika hanehoana ny fivoaran’ny vokatra nataon’ireo mpandraharahara tohanan’ ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostrian’Antanaarivo (CCIA). “Tanjona ny hampahafantatra ireo orinasa madinika sy salantsalany nahavita nanao zavatra sy nampiroboroboro […]
Voina tetsy Behoririka: hamoraina ny taratasin’ireo mpivarotra
Taorian’ilay haintrano goavana tetsy Behoririka, ny zoma alina teo, tonga teny an-toerana nijery ny zava-nisy ny talem-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana eto Analamanga, Natolotriniaina Herizo Fanomezantsoa. Naneho ny fahavononana hanampy ireo mpivarotra tra-doza ity tomponandraikitra ity sady nanome toky fa hamoraina ny fanamboarana ny […]
Vidim-piainana: nihena hatrany amin’ny 8,5% ny taham-piakarana
Miantraika betsaka eo amin’ny toekaren’ny mponina ny vidim-piainana. Tamin’ity volana oktobra ity, nidina ho 8,5% ny taha, araka ny antontanisa navoakan’ny Instat. Nahitana fihenana raha oharina tamin’ny volana avrily teo ny fiakaran’ny vidim-piaianana eto Madagasikara, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Ivontoeram-pirenena misahana ny antotan’isa (INSTAT), Ndremitsara Tarzan. Nilatsaka ho 8,5% […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 17 778 ny vahiny nitsidika an’i Madagasikara ny volana septambra 2023 teo. Nitombo io tarehimarika io raha oharina ny tamin’ ny taona 2022, izay nahatratra 16 226. Mitotaly 157 000 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara nanomboka ny janoary hatramin’ny septambra teo. Tanjona ny hisian’ny mpizahatany 300 000 amin’ity 2023 […]




