Tsy mbola maina akory ny ravina nihinana, indro sahady fa namoy ny ainy i François, ilay raim-pianakaviana voafonja mamita sazy ao amin’ny fonjaben’ Ambalatavoahangy. Voaheloka dimy taona am-ponja izy ka ny roa taona sisa tsy vitany. Narary vokatry ny tsy fahampian-tsakafo ity lehilahy ity. Efa nitondra ny fitarainany hanaovana tolo-tanana […]
Mois : novembre 2023
INDRAY MIJERY
Nohazavain’ny lehiben’ny fiaraha-miasa fa laharam-pahamehana ho an’ny Vondrona eoropeanina ny sehatry ny fanofanana arakasa ka nanamarika ny fahavononany hiara-hiasa amin’ny minisitera voakasika izy ireo. Efa misy ny fandaharanasa “Fahaiza-manao ho an’ny rehetra” iarahan’ny roa tonta. Nodinihina ny fanombohan’ny fandaharana amin’ny tapany faharoa ny taona 2024. Nampiofanina mahakasika ny fiarovana ny […]
Boriborintany faharoa: sekoly miisa 16 nisitraka fampitaovana
Sekolim-panjakana fototra, (EPP), miisa 13 sy kolejy, CEG, miisa telo eo anivon’ny boriborintany faharoa, nisitraka ordinatera, “imprimante” ary “onduleur” avy amin’ny solombavambahoakan’ny boriborintany faharoa, i Lanto Rakotomanga, teny Androndrakely, omaly. “Tsy natao ho an’ny tale fa iasana eo anivon’ny toeram-pianarana ireto fitaovana ireto”, hoy ny solombavambahoaka. Nahazo ny anjarany avokoa […]
Aorian’ny telo taona nianarana : tokony hahay hanoratra, hamaky teny sy hikajy ny ankizy
Hisitraka tohana avy amin’ny mpamatsy vola ny fanabeazana i Madagasikara, ho an’ny taona manaraka. Maika ny fametrahana asa azo tanterahina hipaka mivantana any amin’ny mpianatra. Voafidy hisitraka ny famatsiam-bola tohana avy amin’ny Vondron’ny mpanohana ny fanabeazana (GPE) i Madagasikara. Ahafahana mahazo izany, tsy maintsy mamolavola ny asa hatao mandritra ny […]
Tenisy – «Mada Junior 2023»: Nanjakan’ny ligin’Analamanga ny fifaninanana
Nifarana ny zoma lasa teo, teny amin’ny kianja “Club Olympique de Tananarive” (COT), Mandrosoa Ivato, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy ho an’ny sokajy “junior 2023”. Nanjakan’ny ligin’Analamanga, ny fifaninanana tamin’ity. Lasan’izy ireo avokoa mantsy ny anaram-boninahitra teo amin’ireo sokajy niadiana ny amboara. Mbola misongadina hatrany anefa ny […]




