Mahatratra 4 897,3 miliara Ar ny lelavola nokirakiraina teto Madagasikara, ny taona 2022. Tafakatra 8,8% ny taha raha oharina ny taona 2021 teo amin’ny fampiasana izany. Manodidina ny 4 501,7 miliara Ar ny lelavola nokirakiraina roa taona lasa izay, anisan’ny be mpampiasa tamin’izany ny vola 20 000Ar, araka ny tatitra navoakan’ny Banky foiben’i […]
Mois : novembre 2023
Letisia : hanomboka tsy ho ela ny taom-piotazana
Mampalaza sy mampiavaka ny volana novambra ny taom-piotazana letisia any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara. Efa nanara-maso akaiky an’ireo vokatra ireo ihany koa ny Centre technique horticole de Toamasina (CTHT), izay nanamarika fa hanomboka afaka telo herinandro ny taom-piotazam-bokatra any an-toerana. Tsy mifanalavitra tamin’ny taon-dasa ny taom-piotazana amin’ity taona ity mba […]
Toekarena aty Afrika: mpiara-miombon’antoka voalohany i Sina
Firenen-dehibe manana ny toerany aty Afrika i Sina. Anisan’ny tena mampisongadina azy ny fananganana fotodrafitrasa goavana, amin’ny fanorenana sy ny asa vaventy (BTP). Araka ny tatitra nataon’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), ny 10 oktobra 2023 teo, miroborobo ny fifandraisana ara-toekarena eo amin’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Sahara sy i Sina, […]
Kongresim-paritry ny Sonose: mitaky ny tombontsoany ireo mpanabe
Natao tany Antsohihy, faritra Sofia, tamin’ity herinandro ity ny kongresim-patitry ny “Solidarité des normaliens en sciences de l’éducation de Madagascar – Sonose/Mada”. Niatrika izany ireo mpampianatra sy mpanabe maro avy amin’ny disitrika 7 mandrafitra ny faritra Sofia. Teo koa ny birao nasionaly notarihin’ny filohany, Croidys Armand. Nivoitra tamin’izany ny fiadiana […]
Arovy University : Ilaina ny fampiasana fitaovana avo lenta ho an’ny fampianarana
Handray mpianatra manomboka ny volana desambra ho avy izao ny Arovy University eny Ambohimanarina Atsinanana-Fiaferana. Manana lalam-piofanana sivy izy ireo fa ny mampiavaka azy dia ny mentions «sciences médicales et technologie biomédicale». «Mampiasa fitaovana avo lenta izy ireo hokirakirain’ny mpianatra hanatsara ny kalitaon’ny fampianarana omena sy ahafahan’izy ireo miatrika ny […]




