Nitsidika ny toerana hajarina ho fanabeazana an’ireo ankizy avy amin’ny fianakaviana sahirana eny Merimandroso Ivato, ny minisitry ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa, Vavitsara Rahantanirina Gabriella, sy ny fikambanana 2 400 Sourires, ny herinandro teo. Tany mirefy 9 ha hikarakarana ireo ankizy zanaky ny lalana, mirenireny eny an-dalambe mba hahazoany […]
Mois : novembre 2023
Ankadilalana : tataovan-doza amin’ny vatobe mitriatra ny mponina
Mitaintaina ny mponina eny amin’ny faritra avo tataovan’ireo vatobe mandindona. Anisan’izany ny eny Ankadilalana izay ahitana izany efa manomboka mitriatra. Mifarimbona ny tomponandraikitra mitady vahaolana. Mihamitriatra ary lasa ivoahan’ny rano ireo vatobe mitatao ao Ankadilalana, araka ny tsikaritry ny mponina eny an-toerana. Manahy ny mety ho fahavakisan’io vato io ny […]
INDRAY MIJERY
Fianakaviana 1 200, ahitana olona 8 000, avy amin’ny kaominina 10 mbola voasokajy ho marefo noho ny takaitra navelan’ireo rivodoza nifanesy tao anatin’ny 2 taona, no nomena tosika ara-tsakafo milanja 29, 400 t avy amin’ny BNGRC. Manampy azy ireo ny fianakaviana 200 (1 200 olona) tratran’ny haintrano farany teo teto […]
Fifaninanana tetikasa: tanora sangany 14 nisitraka famatsiam-bola
Tanora mpitarika14 mianadahy, maintimolalin’ny fandaharanasa Yali sy Atlas Corps no nandresy tamin’ny fifaninanana tetikasa “Ignite Change Award” nokarakarain’ny Chapter Madagascar, izay tarihin’ny masoivoho amerikanina. Nahazo famatsiam-bola madinika hatramin’ny 2 000 dolara tsirairay avy ireo tetikasa voafantina ho tsara indrindra. Nahatratra 60 ireo mpifaninanana saingy 14 no tena mendrika notohanana. Miantefa […]
Tetikasa Fitaratra: hiady amin’ny zava-mahadomelina miteraka herisetra an-tsekoly
Nosantarina ny taona 2021 ny tetikasa “Fitaratra” miaraka amin’ny fikambanana Imaso Ivoho miady amin’ny herisetra an-tsekoly. Betsaka ny vokatra azo sy ny asa efa tontosa tao anatin’ny roa taona voalohany. “Ho an’ny taom-pianarana 2023-2024, hitodika kokoa amin’ny ady amin’ny fandraisana zava-mahadomelina miteraka herisetra any an-tsekoly eo amin’ny samy mpianatra na […]




