Maty tsy tra-drano ny lehilahy iray 55 taona niharan’ny lozam-pifamoivoizana, teo amin’ny fiolanana Boanamary, Mahajanga, afakomaly hariva. Nanaraka kamiao mpitaona fasika io lehilahy io. Niharan-doza tampoka ny fiara narahiny ka maty voatsindry io lehilahy io. Renim-pianakaviana may kilan’ny afo tao Tamatave, ny 16 oktobra teo. Ahiny ho ny mpanampy azy […]
Mois : novembre 2023
Trafika eny Ivato : Vovo-bolamena antsasa-kilao saika aondrana
Teratany Sri-lankais iray saika ho any Dubaï, mandalo Kenya, no tra-tehaka afakomaly folakandro, teny Ivato. Saika hanondrana an-tsokosoko vovo-bolamena 575 grama izy. Vovo-bolamena milanja 575 grama, saika aondrana an-tsokosoko any Dubaï no tratran’ny brigady iraisan’ny zandary sy ny polisy, ary ny fadintseranana teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, afakomaly. Tompon’antoka tamin’izany ny teratany Srilankais iray. Naka […]
21 novambra 2023
Tir en l’air du 21 novembre 2023
« Airport excellence »: Ivato a fait l’objet d’une revue de sécurité
La semaine passée, l’Airport Council International (ACI) World a mené une revue d’«Airport Excellence (APEX)» de l’aéroport international d’Ivato, Antananarivo, suivant les normes de l’Organisation de l’aviation civile internationale (OACI), les réglementations nationales et les meilleures pratiques de l’ACI. «Ce programme de l’ACI World, est une opportunité pour Ravinala Airports […]




