«Tantara miainga amin’ny zava-misy mifangaro amin’ny eritreritra, izay misy fanantenana maharitra na dia ao anatin’ny fotoana maizina indrindra aza», hoy ny filazan’i Mose Njo azy. Miendrika famaritana ilay boky nosoratany, “Lisy Mianjoria” izany. “7 taona lasa izay, nivoaka ny boky iray ka nanaitra ny fontsika sy ny saintsika. Tantara nampisaina […]
Mois : décembre 2023
« Passion 4 Humanity » : nisokatra omaly ny fampirantiana « Nous sommes »
Mahatsiaro tena ho manana adidy sy andraikitra amin’ny fanabeazana sy fampahatongavan-tsaina ny vahoaka ny mpahay kanto, indrindra ireo namolavola ity fampirantiana ity, manoloana ny lafiny fahasalamana, ny rano ary ireo zavaboahary eto amintsika. Nisokatra omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 2 janoary 2024 ny fampirantiana «Nous Sommes», atao eny […]
Firoboroboan’ny teknolojia : mbola misy banga ny fanabeazana eto Madagasikara
Mbola misy banga be ny fanabeazana eto Madagasikara, raha ny fanadihadiana natao tamin’ny Psychologue. Indrindra amin’izao vanim-potoana hihazakazahan’ny fivoaran’ny teknolojia izao. «Voakasik’izany avokoa ny fanabeazana any an-tokantrano sy any an-tsekoly”, hoy i Olivier Rakotomalala, Psychologue. Manomboka any amin’ ny kilasy “maternelle” hatrany amin’ny ambaratonga ambony izany. Antony nahatonga azy ireo resy lahatra hiara-hiasa amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nankasitraka ny rehetra tamin’ny fanotronana sy fanarahana ny fianianana nataony ny filohan’ny Repoblika, tao amin’ny Facebook-ny. “…Nanamarika ny fiainako sy nampihetsi-po ahy manokana iny fotoana iny. Hikatsaka ny soa ho an’ny vahoaka tsy ankanavaka aho”, hoy izy. Nanamafy ny antso efa nataony ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo, tao amin’ny […]
Fananganana governemanta : manomboka ny pimaso amin’ny filoha Rajoelina
Efa manao tohivakana ny fanambarana, karazan’ny fitadiavan-tseza. Misy ny mametraka masontsivana amin’ireo tokony ho mpikambana eo anivon’ny governemanta. Maro ny fikambanana manao fanambarana. Anisan’ izany ireo tanora avy any amin’ny faritra. Ireo vondrona na fikambanana mpanohana ny filoha. Manginy fotsiny ny fikambanam-pivavahana. Nitaky ny hidirana anaty governemanta ny sasany amin’izy […]




