“Samy hafa ny olona mahay maka fahefana amin’ny alalan’ny fifidianana sy ny olona mitazona fahefana amin’ny alalan’ny fifanakalozana na ny adihevitra”, hoy ny fanehoan-kevitry ny minisitra teo aloha, ny jeneraly misotro ronono Tsaranazy Jean-Emile, ny amin’izay tokony hataon’ny fitondram-panjakana amin’ izao fiandohan’ny fe-potoam-piasana izao. ”Tokony hasehon’ny mpitondra ny fahaizany mitazona […]
Mois : décembre 2023
Tsy hijerena tavan’olona
Tao anatin’ny andro vitsy, vantany vao vita ny Noely dia nipoitra tsikelikely ny « ady seza ». Mivoaka tsimoramora eny amin’ny tambajotran-tserasera ny fisehosehoana sy fisolelafana ataon’ny mpanao politika sasany. Misy aza ny lany henatra, efa namadika palitao fony mba nahazo vahana kely ilay vondron’ny kandidà 11, indreo fa mitady hiverina […]
Fahefana mpanatanteraka: hiova ny ho firafitry ny governemanta
Tsy hitovy amin’ny endriny ankehitriny ny ho firafitry ny governemanta vaovao, araka ny loharanom-baovao. Hohamafisina kokoa ireo departemanta hisahana ny fandaharanasan’ ny filohan’ny Repoblika. Heverina ny hametrahana sekreteram-panjakana ho an’ireo departemanta manokana tafiditra amin’ny fandaharanasan’ny filoham-pirenena. Hampitombo ny ho isan’ireo mpikambana handrafitra ny governemanta izany. Tsy azo ihodivirana fa ireo […]
TSELATRA
Miantso ny fitondram-panjakana manomboka amin’ny filohan’ny Repoblika, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena sy ny SEG, ny fianakavian’ilay lehilahy matin’ny zandary tao Mahitsy, ny 14 desambra teo. Nanangona sonia ny fokonolona mpiara-monina fa tsy dahalo velively io lasibatra io. “Tsy jiolahy velively ny zanakay, ary tsy tokony novoinoina izy satria azo sambo-belona […]
asa any canada: tratra ireo vehivavy mpisoloky
Voasambotry ny polisy misahana ny cybercriminalité teny 67 ha, afakomaly, ireo vehivavy roa malaza ratsy amin’ny fisolokiana olona halefa hiasa any Canada. Vehivavy efatra no efa lasibatr’izy roa vavy mpisoloky ireo. Nilaza izy ireo fa afaka mandefa olona hiasa any Canada. Resy lahatra ireo olona solokiny ka tapa-kevitra ny hikararaka […]




