Mahaliana tanora maro ny fianarana any Japon noho ny lentan’ny fahaizana any amin’izany firenena izany. Misokatra hatramin’ny faran’ny volana janoary ny vatsim-pianarana-Mext 2024. Misokatra indray ny vatsim-pianarana Mext 2024, karakarain’ny governemanta japonais. Ho an’ireo mpianatra teny sy kolontsaina japonaise eny amin’ny oniversiten’Antananarivo sy ho an’ireo mpampianatra amin’ny EPP hatramin’ny Lycée. […]
Mois : décembre 2023
Indray mijery
Tafatsangana ny birao vaovao handrafitra ny sampana ao amin’ny faritra Boeny, taom-piasana 2024, ho an’ny fikambanana Autisme Madagascar. Hijoro tsy ho ela koa ny komitim-paritra hisehatra ho an’ny fahasalaman’ny saina sy ny olona tra-pahasembanana, izay hivondronan’ireo fikambanana, ONG ary sekoly mampiaty. Mampahazo vahana ny mety fiforonan’ny afo sy ny fiparitahany […]
Holafitry ny infirmiera: hentitra amin’ny tsy fanarahan-dalàna ny filoha
Tontosa ny herinandro lasa teo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha teo alohan’ny Conim (Conseils de l’Ordre national des infirmiers à Madagascar) sy ny filoha vaovao, Andrianarison Jean Aimé Botosera. Hentitra ity filoha vaovao ity, indrindra amin’ireo misandoka ho “infirmiers”, kanefa tsy manaraka fenitra mahakasika izany. Voakasik’izany avokoa, hoy izy, na […]
MPL Madagasikara: “Tokony havitrika amin’ny politika ny tanora”
Nitondra ny heviny manoloana ny toeran’ny tanora eo amin’ny fiainam-pirenena ny eo anivon’ny “Mouvement panafricain des leaders – MPL “, tarihin-dRazafindrazaka Stéphane. Nambarany fa tsy tokony hitazam-potsiny ny tanora. “Aoka isika hiditra an-tsehatra mivantana eo amin’ny lafiny politika na ny fiainam-pirenena ankapobeny mihitsy“, hoy izy. Niaiky anefa ny tenany fa […]
Hanitrantenaina Fanoboha: “Sakana iadiana amin’ny kolikoly ny toe-tsaina”
Nitondra ny heviny manoloana ny ady amin’ny kolikoly ny mpitsara sady maintimolalin’ny fandaharanasa Yaly RLC Dakar, i Hanitrantenaina Fanoboha. Niaiky ny tenany fa mbola mitaky ezaka lehibe izany. “Anisan’ny sakana ny toe-tsaina efa zatra manao kolikoly. Ny tsy fanarahana ny lamina efa mipetraka sy ny fikarohana lalana ambanin’ny tany, iheverana […]




