Mois : janvier 2024

Fitantanana fako : harenina ny fivezivezena

Nidina ifotony teny amin’ny toby Andralanitra ny minisitry ny Rano, fanadiovana sy fidiovana (MEAH), Ravokatra Fidiniavo, omaly. Nanotrona azy ny tale jeneralin’ny SMA , ny kolonely Razafimanahaka Tiana sy ny solontenan’ny Jica, mpiara-miombon’antoka amin’ny fitantanana ny fako eto Antananarivo (GESDA). Nilaza ny minisitra fa antony roa no mahatonga ny fivangongoan’ny […]

Fampandrosoana niomerika : nivoaka ny drafitrasan’ ny minisitera MNDPT

Mifototra amin’ny andry telo lehibe ny drafitrasan’ny minisitra MNDPT, Razafindramalo Tahina. Voakasik’izany ny maha olona, ny fampananan’asa ary ny tsara fitantanana. Nitatitra ny zava-bita sy ny drafitrasany ny minisitry ny Fampiroboro­boana ny haikajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra, Razafindramalo Tahina, omaly. Midika fa nahomby ny zava-bitany matoa voatazona teo […]

Ambato Boeny : dahalo dimy voasambotra

Nataon’ny tafika hazalambo ny dahalo raindahiny amin’ny halatra omby tao Akamakama, kaominina Ankirihitra, distrikan’Ambato Boeny, afakomaly. Nalain’io dahalo io ny omby miisa roa ka nentiny nandositra. Nanao fanarahan-dia avy hatrany ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona. Voasambotra nandritra ny sakoroka ny dahalo iray. Natao famotorana, nitoroka ireo olona efatra mpiray […]

Havan’ilay mpandraharaha nisy namono : manahy amin’ny fahafahan’ireo nahavanon-doza

Mbola voatazona ao amin’ ny zandary Maevatanana ireo olona 5 voarohirohy ho namono nahafaty, tamin’ny fomba feno habibiana, ilay mpandraharaha mpanangom-bokatra. Efa vita ny famotorana nataon’ny mpitandro filaminana. Andrasana hiakatra fampanoavana izy ireo. Hatreto, raha ny angom-baovao, tsy salama ny mpitsara tokony handray an-tanana íty raharaha ity ka mahatonga ny […]

Antsalova : Avotry ny miaramila ireo takalonaina

Azon’ireo miaramila (Tafika sy zandary) teny am-pelata­nan’ny dahalo, omaly maraina, ireo olona efatra natao takalonaina. Nalain’ireo malaso tao amin’ny fokontany Amba­lakazaha, kaominina ambanivohitr’i Masoarivo, distrikan’ Antsalova ireto takalonaina efatra nalaina an-keriny ireto. Nanao fanafihana tao an-tanàna ireo dahalo nirongo fitaovam-piadiana naka omby sy olona efatra. Nanao fanarahan-dia avy hatrany ny […]