Mois : janvier 2024

Championnat de lecture : miditra amin’ny andiany fahenina

Hisokatra manomboka ny 23 janoary 2024 hatramin’ny 23 febroary 2024 ny fisoratana anarana fandraisana anjara amin’ ny «Championnat de lecture» andiany fahenina, karakarain’ny Alliance française d’Antananarivo (Aft) Andavamamba. Ny 28 febroary 2024 hatramin’ny 27 marsa 2024 no hanaovana ny fifaninanana, eny an-toerana ihany. Ankoatra ny maha fifaninanana azy, tanjona koa ny […]

FANTINA sy FINTINA

Tapaky ny Fikambanan’ny zanaky ny faritanin’i Fianarantsoa (Fizafafi) fa tsy ho filoha mpitantana izany intsony ny filoha mpanorina, Razanamahasoa Christine. Ny filoha lefitra enina avy amin’ny faritra mandrafitra ny faritanin’i Fianarantsoa no mitondra ny fikambanana mandra-pahatapitry ny fe-potoam-piasan’izy ireo, araka ny sata mifehy ny fikambanana. Niverina ny fandaharana “Tsy ho […]

Todisoa Andriamampandry : « Mitohy ao anatin’ny ara-dalàna ny tolona »

Naneho ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena ankehitriny ny solombavambahoaka, Andriama­m­pandry To­disoa, voafidy tamin’ny anaran’ ny antoko Tiako i Mada­gasikara. Nasongadiny tamin’izany ny fanentanana ny olona handray ny andraikiny sy hanatanteraka ny adidiny, indrindra amin’ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana. Na­nambara ihany koa izy, ny mahakasika ny tolon’ny vondron’ny kandidà (C11), fa […]

Kilalao maloto

  Madagasikara tsy maintsy mandroso ! Mipoapoaka ny teny filamatra hitondran’ny fanjakana ny raharaham-pirenena. Mahavelombolo ny mihaino azy. Mamoha fanantenana efa mitsipozipozy noho ny hamafin’ny fiainana. Manentanentana, hitady hevitra mafonja mba ho fandraisana ny anjara biriky mifanandrify amin’ny tsirairay avy. Miara-mijery miabo hatrany na inona na inona zava-miseho. Tsy azo atao […]