Na tsy mandeha mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena (TVM) aza ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (Can 2024), manaraka akaiky izany ny Malagasy, indrindra fa ireo mpiondana ity taranja ity. Samy mahatsapa ny rehetra fa mafy ilay fifaninanana. Tsy vitan’ny teknika fotsiny fa tena miasa ny […]
Mois : février 2024
“Can 2024”: tsy mbola afa-bela tamin’i Côte d’Ivoire i Mali
Fantatra avokoa ireo ekipa efatra hiatrika ny manasa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (CAN 2024). Tsy mbola afa-bela tamin’i Côte d’Ivoire indray i Mali. Nigeria hidona amin’i Afrika Atsimo ary RD Congo hifampitana amin’i Côte d’Ivoire. Ireo ny manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i […]
Sombim-baovao
Hotanterahina ny 17 febroary ho avy izao, eny Soavina, ny «Gala des Champions», taom-pialalaovana 2023, taranja Moto. Mpilalao moto miisa 78 sy mécaniciens 3 no hahazo mari-pankasitrahana eny an-toerana. Tsiahivina fa mialoha ity lanonana ity, hisy ny fifaninanana nasionaly, ny 11 febroary, hatao any Antsirabe. Nigadona eto an-tanindrazana, ny alarobia […]
Basikety 3×3 – Analamanga : tompondaka ny ekipa Liberty
Notanterahina teny amin’ ny Kianjan’ny Oniversite Ankatso, ny sabotsy 3 febroary lasa teo, ny fifaninanana basikety 3×3, sokajy vehivavy U23, ho an’ny ligin’Analamanga. Norombahin’ny ekipa Liberty izany fifanintsanana izany. Araka izany, izy ireo no solontenan’Analamanga amin’ilay fifaninanam-paritra “De La Rue vers l’Or”, izay hotontosaina eto Antananarivo, manomboka ny 16, 17 […]
Judo-«Grand Slam de Paris»: tsy nivoaka vondrona ny solontenan’ ny Malagasy
Ratsy ny vokatra ho an’ireo Malagasy judokas telo mianadahy izay niatrika ny fifaninanana “Grand Slam de Paris” any Frantsa. Tsy tafavoaka tamin’ny vondrona nisy avy azy izy ireo. Notanterahina tany Paris Frantsa, ny 3 hatramin’ny 4 febroary lasa teo, ny fifaninanana maneran-tany “Grand Slam de Paris”, taranja judo. Tsy fahombiazana […]




