Mois : mars 2024

Judo-Mada 2024: tsy mety lefy laza ny klioban’ny ASM sy ny ESCA

Nifarana omaly, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja judo, sokajy minimes, cadets, juniors ary seniors. Niakatra ny lentan’ny fifaninanana ary hita ho miakatra ihany koa ny haavo teknikan’ireo klioba vao misandratra. Na izany aza, tsy mbola mety lefy laza ny klioban’ny Saint Michel Amparibe sy ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina any Antalaha sy Sambava, ny 13 hatramin’ny 19 mey ho avy izao, ny fifaninanana baolina kitra eny amin’ny torapasika, «Beach Soccer». Miisa 10 ireo ligy mandray anjara amin’izany. Tsara marihina fa hatao ny volana jolay, any Manakara, ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara. Notontosaina nanomboka ny 26 marsa lasa […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 21 309 ireo mpandeha tamin’ny sambo lehibe mpitondra mpizahantany tonga tao Antsiranana hatramin’ny nanombohan’ny «saison des croisières». Manodidina ny 10 ihany koa ireo sambo vaventy nigadona teny amin’ny seranan-tsambon’Antsiranana sy ny Nosy Hara nanomboka ny volana novambra 2023. Mampitombo 47 % ny taham-panondranana mankany amin’ny tsena Afrikanina ny fanatanterahana […]

Tsipy kanetibe : lelavola 2 tapitrisa Ar no hiadivana

Hotanterahina eny amin’ny Avenue de la Gare Antsirabe, manomboka ny 5 hatramin’ny 7 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madaga­sikara, taranja tsipy kanetibe. Hotolorana lelavola 2 tapitrisa Ar izay mahazo ny laharana voalohany amin’ny sokajy “séniors”, lehilahy, lalaon’olona telo. Araka ny vaovao nampitan’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM), […]