Mois : mars 2024

Ankatoky ny fanadinana: Sahirana ireo mpianatra amin’ny kaominina tsy misy dokoteram-panjakana

Misedra fahasahiranana ireo sekoly amin’ireo kaominina tsy manana dokoteram-panjakana eny anivon’ny CSBII. Tsy afaka manao fizaham-pahasalamana ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana. Nandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona nataon’ny distri­kan’Ambohidratrimo no nanaovan’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ny tatitra isan-karazany. Tamin’izany no na­hafantarana fa tsy manana dokotera ny CSBII ao amin’ny kaominina Ampangabe efa ho […]

INDRAY MIJERY

Nampiofanina ireo polisy monisipaly 50 hifehy ny fitandroana ny filaminana ao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, ho an’ny fifaninanana baolina kitra lehibe sy hetsika goavana. Naharitra 3 andro ny fiofanana natao teny Anosipatrana. Nomena mari­pankasitra­hana ireo mpiofana. Hiezaka hiditra anaty kaoperativa ny taxi-moto mba hampanan-kery tsara ny fijoroan’izy ireo ara-dalàna. Rafitra […]

Ambohijanaka: Zana-kazo 1 500 novolen’ny Amerikanina

Namboly hazo teny Ambo­hijanaka ny ekipan’ny masoivoho amerikanina, tamin’ity he­rinandro ity. Zana-kazo zanatany miisa 1 500 no nambolena, fanampin’ireo hazo 2 000 efa nambolena tao anatin’ny roa taona lasa. “Mamafy ny voan’ny fiovana sady mametraka lova tsara ho an’ny taranaka isika amin’ny hetsika tsotra toy izao fambolen-kazo izao. Sady manamaivana ny fiantraikan’ny […]

Caravane « Sarobidy ny aiko »: Fiarabe 13 hitondra tolotra fahasalamana ho an’ny distrika efatra

13 ny fiarabe nanainga omaly, misy fitaovam-pitsaboana, fitarafana any fanafody marobe miaraka amin’ny mpitsabo sy spécialiste samihafa, hanome tolotra fahasalamana manana kalitao ho an’ny vahoaka amin’ny faritra telo. Andiany voalohany ny “caravane médicale Sarobidy ny aiko” ho an’ity taona ity ary hetsika manokana fanao isaky ny 8 marsa hanamarihina ny […]

TARATRY ny KANTO

« Namana sy mozika » etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Fiarahana an-tsehatra eo amin’ireo tanora mpanakanto, mpihira sy mpitendry, izy ity, anio, manomboka amin’ny 3 ora. Hamerina ny hiran-dry Bruno Mars, Mahaleo, Goldman, Kiaka, Coldplay, Nanie, Jazon Miraz, Tarika ‘Zay, Tina Turner, Eric Manana, sns, izy ireo. Amin’ny fomba hanaovan’izy ireo azy. Apost, […]