“Nosy Boraha Jazz Festival”. Niainga omaly, nihazo an’Andasibe aloha ireo mpandray anjara amin’ity hetsika ara-kolontsaina sy fizahantany hatao any Sainte Marie ity. Handray lamasinina hidina Toamasina anio, mialoha ny hiampitana. Mpanakanto maro no handray anjara, toa an-dry Rajery, Silo sy ny Young Square, Lalatiana, Monique Njava, Solorazaf, sns. Azon’i Kevin […]
Mois : mars 2024
Hafatry ny mpisehatra teatra : « Fandriampahalemana ny zavakanto »
Ny 27 marsa no Andro maneran-tany ho an’ny teatra. Toy ny isan-taona, misy ny hafatra avy amina mpisehatra amin’ny teatra iray, izay nametraka teo amin’ity zavakanto ity. Nitondra ny hafatra tamin’ity taona ity i Jon Fosse, mpisehatra sady mpanoratra teatra norvezianina. Nosafidiny anatin’ny hafatra ny lohahevitra « Fandriampahalemana ny zavakanto » ? Nadika […]
Tantara an-tsary : anisan’ny voaasa hiatrika ny “RIBD 2024” i Catmouse
Laharam-pahamehana ary tafiditra ao anatin’ny fandaharanasam-panabeazana ny tantara an-tsary. Izany indrindra no antom-pisian’ny RIBD, ho fampiroboroboana ity kolontsaina ity. Hitondra ny anjara birikiny, mandritra izany, i Catmouse, Malagasy mpiangaly tantara an-tsary. Tanterahina any Cotonou, Bénin, manomboka ny 27 marsa 2024 hatramin’ny 30 marsa 2024, ny “Rencontres internationales de la bande dessinée” (RIBD), […]
FANTINA sy FINTINA
“Mitaky fandinihan-tena lalina tokoa ny firenena”, hoy ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo, taorian’ny fanambaran’ny filohan’ny Antenimiera, ny sabotsy teo. “Mijaly loatra ny vahoaka ary tsy izao ny vokatra notadiavintsika tamin’ireo tolona rehetra nifandimby. Mila sahy mitaky sy mitondra fanovana isika”, hoy izy. Nanao fanambarana fanamelohana ny asa fampihorohoroana nahafatesana […]
Vovonana Firaisankina: «Tsy manana zo tsy ho lany ianareo kandidà»
Notolorana ny taratasy fanendrena azy ho kandidà depiote an’ny vovonana Firaisankina ireo 12 amin’ny distrika 18 mandrafitra ny faritra telo, ao anatin’ny faritanin’ i Toamasina. Natao tao amin’ny Magro Tanambao, tamin’ny sabotsy ny fampahafantarana azy ireo. “Tsy manana zo tsy ho lany ianareo”, hoy ny filoha mpiara-mitantana, Ravalomanana Marc, tamin’ny […]




