Mois : mars 2024

Fanimbana andrin-jiro : tratra ireo mpangalatra vy

Tafakatra dimy ireo olona voarohirohy amin’ny raharaha halatra vy amin’ny andrinjiron’ny Jirama ao Manandona Antsirabe. Mitohy kosa ny fikarohana ireo mpiray tendro amin’ny fanimbana fananam-bahoaka. Raha ny tatitra nampitain’ny zandary, tonga nametraka fitoriana tao amin’ny zana-tobim-paritra Manandona ny orinasa Tozzigreen, mpihary herinaratra miorina ao Sahanivotry, distrikan’Antsirabe II, fa misy manongotra […]

Gadra nandositra : roa lahy matin’ny fitsaram-bahoaka

Jiolahy roa no matin’ny fitsaram-bahoaka tao Mandritsara, omaly. Gadra nandositra izy ireo ary mbola nanohy ny asa ratsiny indray izao tratra izao. Nodarodarohan’ny fokonolona, namoy ny ainy vokatry ny ratra nahazo azy ireo roa lahy nangalatra om­by tao amin’ny fokontany Ambalantsotry, kaominina am­ba­­nivohitra Ambodiamon­tana Kiangara, distrikan’i Mandri­tsa­ra, omaly. Naharay fampahafantarana […]

SEEED: Pour le soutien à l’écosystème entrepreneurial

L’ONG People Power Inclusion (PPI) et le Centre d’excellence en entrepreneuriat (Ceentre) ont procédé au lancement, jeudi dernier à l’hôtel Centell Antanimena, du projet Soutien à l’écosystème entrepreneurial pour l’emploi décent (Seeed) à Madagascar, un programme de l’Incuboost initié par le gouvernement malgache et l’Union européenne. L’inscription en ligne a […]