Mois : avril 2024

Taom-pamokarana 2024-2025 : Ilaina ny fikojakojana ny lakandrano

Natomboka ny 11 avrily 2024 teo, tany Marovoay, faritra Boeny, ny fikojakojana ny lakandrano sy ny fambolem-bary voly avotra. Hitarina any amin’ny faritra hafa manerana ny Nosy izany. Singa fototra amin’ny fa­mokaram-bary ny fikojakojana ny lakandrano, satria ilaina ny fifehezana ny rano. Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), […]

Kolektifa ho an’ny Malagasy: “Hiainga eny amin’ny Antenimiera ny fanovana”

Nihaona tamin’ny solontenan’ny vahoakan’Avaran­dra­no, teny Ambohimanambola, ny avy amin’ny Kolektifa ho an’ny Malagasy. “Hiainga eny amin’ny Antenimierampire­ne­na ny fanovana tiantsika ha­tao”, hoy ny kandidàn’ny Kolektifa, Andrianainarivelo Hajo, teny Ambohimanam­bola. Nanteriny fa hanao lalàna iarovana ny tombontsoan’ ny besinimaro izy ireo. An­ja­ran’ny depiote koa ny manara-maso ny asan’ny governemanta na nahavita […]

Fifidianana depiote: manohana ny kandidà Irmar ny Ifi

“Ny vovonana nasionaly Ifi tarihin’ny filoha mpanorina, Ramanambitana Richard, dia manohana tsy misy fepetra ireo kandidà depiote atolotry ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar), nahazo fankatoavana avy amin’ny birao foibe Arena ary neken’ny filoha Andry Rajoelina”. Io ny fanambaran’ny vovonana Isika fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina (Ifi), […]

INDRAY MIJERY

Nifampiarahaba ny sendikan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (Syndpers), ny faran’ny herinandro teo. Nanama­rihana ny fiarahamonina mirindra ihany koa ny fihaonana. Tanjona ny hisian’ny firaisankina sy hampandroso miaraka ny firenena. Manoloana ny loza voajanahary mateti-pitranga any amin’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany dia nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny […]