Mois : avril 2024

SOMBIM-BAOVAO

Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro izao ireo ekipa valo hiatrika ny lalao ampahefa-dalan’ny fifaninanam-pirenena « Pureplay Football League ». Ny ekipan’ny Asa Diana sy ny Fosa Junior ary ny Disciples FC, izay efa tafita no hiatrika izany. Tsara ny mampahatsiahy fa ny Fosa Junior no tompondaka farany, tamin’ity fifaninanana ity. Notanterahina teny […]

VAOVAO TAMBATRA

Volamena 450 g, manana taham-pahadiovana 98%, miendrika lingot roa, no tra-tehaky ny polisin’ny harena an-kibon’ny tany sy ny polisim-pirenena. Tsy nahitana taratasy mazava manamarina ny fitondrana sy fivarotana azy ireo volamena. Napetraka eny an­ivon’ny Banky foibe izany mandra-piandry ny valin’ny fanadihadiana. Hatsangana ao amin’ny kaominina Ambodilazana, 40 km miala an’i […]

Phael Flor Moramanga : angovo avy amin’ny masoandro hanodinana lohamenaka

Misehatra amin’ny famokarana lohamenaka ny orinasa Phael Flor any Mora­manga. Tafiditra ao anatin’ny paikadiny ny fampiasana angovo azo havaozina, entina hampihenana ny fandaniana mba hitandrovana ny tontolo iainana. Nosoloina fitaovana avy amin’ny herin’ny masoandro avokoa ny angovo mampihodina ny orinasa. Tsy ampiasaina intsony ny solika ampihodinana ny milina, hamokarana lohamenaka. […]