Mois : avril 2024

Nanolana ankizy 12 taona : roa lahy maty voatifitra

Nandositra mpitandro filaminana, namoy ny ainy ireo roa lahy anisan’ny nanolana ankizivavy 12 taona tao amin’ny fokontany Vohipasy, distrikan’i Vohipeno, omaly maraina. Naharay antso avy amin’ny tsara sitrapo ny lehiben’ny fokontany ao an-toerana momba io tranga fanolanana io. Niantso ny zandary avy hatrany ny tomponandraikitry ny fokontany. Fantatra rahateo ny […]

Bajaj nanao taingimbe : nitsoraka tany ambany remorka kamiao

Tokony ho tamin’ny 1 ora sy 30 minitra teo amin’ny boulevard Augagneur, manoloana ny tobin’ny vondrotobim-pileovan’ny zandarimariam-pirenena sy biraon’ny fiarovana “Aro”. Mpamily Bajaj iray no nitondra mpianatra ao amin’ny sampam-piofanana teny Sinoa, barikadimy Toamasina, izay miisa enina mianandahy be izao no indray natsetsiny tao amin’ ilay Bajaj raha tokony ho […]

INDRAY MIJERY

Nampahatsiahy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa fa mifarana ny 26 avrily izao ny fisoratana anarana sy fandraisana ny antontan-taratasy rehetra ilaina ho an’ireo tanora maniry ny hiatrika ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity. Tsy misy antontan-taratasy azo ekena intsony aorian’io daty io. Nampahafantatra ny masoivoho Amerikanina fa […]

Hanao haitaky ny firaisamonina sivily: mila ampitomboina ny sorabola ho an’ny vaksiny

18% amin’ny zaza latsaky ny 23 volana no tsy mbola vita vaksiny mihitsy, raha 38% no nahatontosa ny anjara vaksiny rehetra, araka ny fanadihadiana momba izany ny taona 2021. Sady miaro amin’ny areti-mifindra no misy vokany ho an’ny fiainam-pirenena eo amin’ny ara-toekarena ny fahazoan’ny zaza rehetra vaksiny. Amin’ny sorabolan’ny minisiteran’ny […]