Mikarakara fifaninanana ho an’ireo tovovavy rehetra tsy ankanavaka manerana ny Nosy ho ambasadaoro mandritra ny iray andro ny masoivoho amerikanina. Afaka mandray anjara ny tovovavy 14 ka hatramin’ny 18 taona. Mamaly ny iray amin’ireo fanontaniana telo apetraka. Alefa ao anaty horonantsary ny famaliana izany, izay 2 minitra ny faharetany. Azo […]
Mois : avril 2024
Hanatsarana ny fandidiana ny katarakta: nahazo «microscope opératoire à double option» ny CHU Anosiala
Mampivoatra ny fandidiana katarakta ny fiaraha-miasan’ny CHU Anosiala sy ny fikambanana Pneumo-Aide, amin’ny alalan’ny teknika moderina “Phacoemulsification”. Mitondra fitaovana maro hatrany ny fikambanana rehefa handidy maimaimpoana eto Madagasikara. Fizaham-pahasalamana sy fitsaboana momba ny maso no anisan’ny tolotra natao teny amin’ny CHU Anosiala taloha. Niroso tamin’ ny fandidiana izy ireo ny […]
Boriborintany III: Kandidà solombavambahoaka i Bodo mpihira
Nanapa-kevitra ny handeha irery amin’ny lisitra tsy miankina ka nirotsaka hofidina ho solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany fahatelo ny mpanakanto, Razafindrazaka Bodo. Nampahafantariny, omaly, tetsy Antanimena, anefa fa tsy sanatria nanao ho rano nodikain’ny zinga na nanadino ny niandohana ny tenany fa nahazo tsodrano tamin’ny loharano nipoirana. Mahatsapa aho ary raisiko […]
Kandidàn’ny Kolektifa, A. Hajo: “Hanohy ny tolona efa natomboka isika”
Anisan’ireo nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiny eny Avaradrano ny avy amin’ny Kolektifa ho an’ny Malagasy, Andrianainarivelo Hajo, sy ny lisitra faharoa, Ratavilahy Andry. Nambarany ny anton’izao fandraisan’andraikitra izao. “Tapaky ny vovonana ny hirotsahanay. Tsy mbola vita ny tolona ho amin’ny fanovana ka fanohizana ny efa natomboka tamin’ny taona lasa izao mba […]
Fampahatsiahivan’ny Ceni: mitondra ny hetahetam-bahoaka ny depiote
Nampahatsiahy sy nampahafantatra ny andraikitra ary ny momba izany solombavambahoaka izany ny eo anivon’ny Ceni. Manamafy izany rahateo ny voalazan’ny lalàna. Voasoratra amin’ny Lalàmpanorenana, araka ny andininy faha-68, fa anisan’ny andraikitr’ireo solombavambahoaka ny mandany ny lalàna. Manara-maso ny asan’ny governemanta mpanatanteraka ary koa manao tombana ny politikam-panjakana ankapobeny. Tafiditra ao […]




