Mois : avril 2024

Atletisma – «Afrique 2024»: hofantenana izay ho any Cameroun

Hotanterahina ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianjan’Alarobia, ny fifantenana izay hisolotena an’i Ma­da­gasikara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ta­ranja atletisma sokajy «sé­ni­or», lahy sy vavy. Fihaonana hotanterahina any Douala Cameroun, ny 15 – 25 jona ho avy izao. Araka ny tapaka teo ani­von’ny Federasiona malagasin’ny atletisma (FMA), […]

SOMBIM-BAOVAO

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny LMA Ampefiloha, ny fifaninanana “All Step” natokana ho an’ny Lycée, karakarain’ny ligin’ Analamanga, taranja basikety. Nitohy ihany koa ny lalao nihaonan’ny LMA sy ny SFXA, vehivavy, ary ny LMA sy ny LAA, lehilahy. Miatrika fiofanana sy fanazaran-tena matihanina any Budapest, amin’izao fotoana, ny […]

LALAO iraisam-pirenena : miandry ny minisitera ny atleta

Ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny lalao olympika amin’izao ny atleta malagasy voakasik’izany. Misy ireo mbola mila miatrika fifaninanana iraisam-pirenena maromaro vao afaka hahazo ny tapakila ho amin’izany. Ho an’ny taranja Judo manokana, handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ny 24 avrily izao, ireo judokas malagasy, anisan’ izany, Rasoanaivo […]

Baolina kitra: miandry ny fankatoavan’ny CAF ny kianja Barea Mahamasina

Eo am-piandrasana ny valin’ny fitsirihana nataon’ny iraky ny Kaonfederasiona Afrikanin’ny baolina kitra (CAF) ny kianjaben’i Mahamasina ny Federasiona malagasy (FMF). Madagasikara izay hampiantrano an’i Comores sy i Mali, ny volana jona ho avy izao. Tontosa ny zoma 5 avrily lasa teo, ny fitsirihana ny kianjaben’i Mahamasina nataon’i Josua Andries Hoebeb, […]