Niray latabatra ny kristianina sy ny mpino silamo, omaly, ho fanamarihana ny IFTAR. Niatrika izany ny filoha Rajoelina Andry, izay mijoro ho mpampiombona ny Malagasy rehetra. Sambany teto Madagasikara! Niray latabatra ny mpino kristianina sy ny mpino silamo, nandritra ny andro fankalazana ny IFTAR. Ity farany izay fety ankalazan’ireo mpino […]
Mois : avril 2024
Samia tomponandraikitra
Vao mihiratra ny voamaso ny maraina dia karazan-doza no mandrakotra ny tambajotran-tserasera. Maty etsy, mitsirara sy maratra eroa. Manginy fotsiny ny loza voajanahary izay mampitondra faisana ny tsy manan-tsiny. Miraradraraka ny ra! Izay tsy manan-katao hitsaboana dia manampy isa ny maty tsy tra-drano. Hatreto, tsy mbola misy andro mihiratra […]
VAOVAO TAMBATRA
Miakatra 900 000Ar ka hatramin’ny 1 tapitrisa Ar ny vidin’ny tapakila amin’ny fitaterana ana habakabaka amin’ny sidina anatiny eto amintsika, arakaraka ny toerana hiaingana sy aleha ary ny tolotra vidian’ ny mpandeha. Mahatonga izany ny fiakaran’ny hetra eny amin’ny seranam-piaramanidina, hoy ny kaompania Madagascar Airlines. Afaka mivarotra mihoatra ny 10% […]
Ecole 42 Antananarivo : hamolavola matihanina amin’ny informatika
Hamolavola tanora malagasy hahay informatika, indrindra fa amin’ny “codage” sy hitondra ny talentany any ivelany. Io no tanjona apetraky ny vondrona Axian amin’ny fanokafana ny Ecole 42 eto Antananarivo, fahefatra amin’ ny tambajotra 42 misy eto afrika. Tafiditra ao anatin’ny tambajotran-tsekoly malaza eo amin’ny informatika misy tao anatin’ny 10 taona […]
Fanohanana : tantsaha maro nisitraka masomboly
Mitohy hatrany ny fanohanana ataon’ny fanjakana ny tantsaha, amin’ny alalan’ny tetikasa Purpa, hanatsarana sy hampiroboroboana ny famokarana. Nahazo ny anjarany, ny herinandro teo, ireo mpamokatra miisa 432 avy ao amin’ny kaominina Maneva, ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony. Nisitraka masomboly « riz irrigué » milanja 3 888 kg, zezika NPK 6 […]




