Mois : avril 2024

TARATRY ny KANTO

“Manosika ho tomponandraikitra hampandroso ny fiarahamonina misy azy, hatrany amin’ny firenena ny fahafantarana ny tantaram-pirenena”, hoy Ran­driamahefa Alex, Mpahay tantara, nandritra ny fampahafantarana ny boky “Ny Valamparian’i Bebe”. Manana anjara lehibe amin’izany ny boky hahafantaran’ny ankizy sy tanora ny tantarany. Manao tohivakana ireo mpanakanto manana ny maha izy azy, eo […]

Raboussa – Samoëla : Andiany faharoa ny « Am-pitiavana be »

Hipoka Antsahamanitra, tamin’ny 2 taona lasa… Hisy andiany faharoa ny seho « Am-pitiavana be », izay hatao ao ihany, ny 21 avrily izao. « Ilay fiarahana an-tsehatra nataon’i Samoëla sy Raboussa ihany, fa ampiantsika an-dry zalahy Krutambull amin’ity », hoy ny fanazavan’i Sylvanno Ratsimandresy, mpikarakara avy ao amin’ny SR Pro, nandritra ny fihaonana tamin’ny […]

Fondation H : fanararaotra ho an’ny mpanakanto ny hetsika eny an-toerana

Mpahay kanto maro avy amin’ny firenena nandalovan’ny fampiratiana no nahazo tombony tamin’ny hetsika. Tonga eto Madagasikara izy ankehitriny ary hitondra tombontsoa samihafa, indrindra ny avy eto Madagasikara. Tanterahina manomboka anio, eny amin’ny Fon­dation H Ambatomena, ny fampirantiana « Memoria : recits d’une autre histoire ». Rantin-javakanto hanehoana ny maha izy sy hanasongadinana ny […]

Gare Maki : Tratra ny rongony 33 kg

Noraisim-potsiny ! Saron’ny zandary teo Ampanotokana RN4, afakomaly, ny taksiborosy iray nitondra rongony natao colis. Nanatontosa fisavana entana ireo zandary tamin’io fotoana io ka tratra tao ambany seza ity fonosan’entana mampiahiahy ity. Niroso tamin’ny fisavana ny entana ireo zandary ka voamarina nandritra izany fa rongony tsara fono milanja 33 kg izany. […]