Mois : avril 2024

Badminton : nanjakan’ny MB2 All ny fifaninanana

Ho fanomanana ny taom-pilalaovana 2024 sady hanomezana fanazarantena ireo mpilalao badminton, nikarakara “Open”, ny klioba MB2 All. Fihaonana notanterahina ny alatsinain’ny Paka lasa teo, tetsy amin’ny kianja mitafon’ny ANS Ampefiloha. Nanjakan’ny mpikarakara ny fifaninanana tamin’ity. Lasan’izy ireo avokoa ny fandresena 4 tamin’ireo sokajy 6 niadiana. Anisan’izany ny ni­batan-dRazafimandimby To­kini­rina ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Tsy niakatra “podium”, ny solontena malagasy, Randafiarison Rosina, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja fibatana fonjamby, atao any Thaïlande. Laharana faha-16 izy rehefa nahavita nibata 172 kilao teo amin’ny “Total Olympique” (77kg arraché, 95kg épaulé jeté). Tontosa, ny talata 2 avrily lasa teo ny fiofanana “Young Coach”, tany Taolagnaro, […]

Lomano-Mada 25m : fahombiazana tanteraka no azon-dRabejaona Holy Antsa

Malagasy mpilomano tsy zovina amin’ny maro, Rabejaona Holy Antsa. Nisongadina tanteraka izy, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano, 25 metatra, natao farany teo. Fahombiazana tanteraka no azon-dRabejaona Ho­ly Antsa, nandritra ity fifaninanana natao teny amin’ny dobo filomanosana Anta­nimena ity, ny faran’ny herinandro. Fandresena 100 isan-jato no azony satria, […]