Mois : avril 2024

Filohan’ny holafitry ny infirmiera: “Ilaina ny fifampiresahana mialoha ny sazy…”

Nambaran’ny filohan’ny holafitry ny infirmiera, An­dria­narison John na i John Love fa sarotra ny ady manoloana ireo misandoka ny asan’izy ireo. Efa miparitaka izy ireny nefa tsy nianatra ny momba izany akory. Tsy azo ekena izany satria saro-pady ny fahasalamana ka mahasarotiny, araka ny nambarany. “Efa nisy ireo tratra. Nampahafantarina […]

Filankevitry ny minisitra: hosokafana ny masoivoho any Maraoka

Anisan’ny notapahina tamin’ny filankevitry ny minisitra, omaly, teny Iavoloha ny handefasana iraka manokana ho any Maraoka. Anisan’ny vinan’ny fitondram-panjakana ny hanokafana masoivoho any Rabat Maroc. Hijery ny toerana hatao foiben’ny masoivoho sy hanomboka ny dingana ara-diplomatika ny dian’izany delegasiona izany. Nankatoavina koa ny hametrahana paikady faobe hiarovana ny tanin’ny minisitera […]

Hafatry ny kardinaly Tsarahazana: “Mahantra sy fadiranovana ny maro anisa…”

Nampita ny hafatra Paka ho an’ny vahoaka sy ny kristianina ny kardinaly, ny Mgr Tsarahazana Desiré. Voatanisa ao anatin’izany ny momba ny olana sosialy sy ny politika… Nahitsy ny fanambarany. “Mahantra sy fadiranovana ny ankamaroan’ny Malagasy. Sahirana ny maro anisa”, hoy izy. No­ta­nisainy ho anton’izany ny fitiavan-tena sy ny tsy […]

Fanamafisana ny fiaraha-miasa: manohana ny IEM ny governemanta Sinoa

Nandray ny ambasadaoro vaovaon’ny Repoblika entim-bahoakan’i Chine, i Ji Ping ny Praiminisitra, lehiben’ny Governemanta, Ntsay Chris­tian, omaly teny Mahazoarivo. Anisan’ny nisongadina tamin’ ny diniky ny roa tonta tamin’ izany ny fanohizana sy ny fanamafisana orina ny fiaraha-miasa eo amin’i Mada­gasikara sy i Chine. “Mano­hana ireo fandaharanasa hanatanterahana ny vina napetraky […]

Firotsahan-kofidina depiote: Kandidà voalohany nametraka dosie i Coco

Kandidà voalohany nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana eny anivon’ny Ovec manerana ny Nosy, Rajaonary Sylvestre. Fantatry ny maro amin’ny anaram-bositra hoe Coco Velog­na izy ho any amin’iny atsinanana iny. Nanatitra ny dosie-ny tetsy amin’ny Ovec Toa­masina ny tenany ny sabotsy 30 marsa teo, notronin’ireo mpanara-dia azy. Kandidà tsy miankina, hifaninana amin’ny […]