Mois : mai 2024

Fampiasana drône: olona an-tapitrisa no misitraka fanafody

Nomarihina tamin’ity herinandro ity ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny drône. Eto amintsika, efa fitaovana famatsiana fanafody manaraka ny teknolojia haingana sy azo antoka izy io, indrindra any amin’ireo toerana tsy tongan’ny fiara sy saro-dalana. Hatramin’ny volana septambra 2019, tamin’ny alalan’ny fampiasana ity fitaovana ity, afaka nifandray tamin’ireo olona maro any […]

Fifamoivoizana: hanofana ireo mpitondra kodiaran-droa ny DGSR

Ho fisorohana ny loza izay mateti-pitranga amin’ny mpitondra moto sy bisikileta dia hanofana ireo mpitondra izany ny DGSR. Maro loatra ny aina nafoy noho ireo fitaovam-pivezivezena ireo. Hanatanteraka fiofanana ho an’ireo mpitondra moto izay efa an’aliny eto Antananarivo ny fitaleavana misahana ny fandriampahaleman’ny lalana (DGSR), rahampitso. Hatao ao amin’ny foibe […]

Ceni : “Ho tonga ara-potoana eny amin’ny distrika ny biletà tokana”

Tonga teny Ivato, afakomaly, ny biletà tokana natonta tatsy Afrika Atsimo. Nitsena zany teny an-toerana ny filohan’ny Ceni sy ny mpiara-dia aminy. “Tonga tokoa ny takelaka saro-pady, ahitana ny fitanana an-tsoratra, ny fanisam-bato, ny biletà tokana, ny valopy tsy azo sokaf­ana”, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, tamin’ny […]

Trafics illicites des richesses naturelles : des pertes incommensurables… pour le tourisme

La richesse en biodiversité est l’une des attractions touristiques à Madagascar. Plus de 70% des espèces autochtones sont endémiques. 70% des touristes visitent au moins une aire protégée. Protéger ces espèces endémiques revient donc à protéger l’économie et, par ricochet, le secteur du tourisme. En 2019, l’écotourisme engendre 770 millions […]