Manameloka ny herisetra sy ny fanakorontanana nandoroana ny tranon’ny iray amin’ny komity mpanohana azy, any Faratsiho, ny kandidà Lalatiana Rakotondrazafy. Niseho ny alahady teo izany raha efa andro vitsy mialoha ny fandrahonana hanaovana asan-jiolahimboto. “Efa nametraka fitoriana izahay ary manantena sazy henjana”, hoy izy. Samy nanana ny paikady nanombohana ny […]
Mois : mai 2024
Minisitra Andriantsitohaina Naina : “Laharam-pahamehana ny ady amin’ny “Mafia”
Nandray ny avy amin’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM) ny minisitra Andriantsitohaina Naina, ny fiandohan’ny herinandro teo, tetsy Anosy. Voaresaka ny ho fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Nambaran’ ny minisitra fa hohamafisina ny lalàna efa misy ary hohenjanina ny sazy ho an’ireo tsy manara-dalàna sy mpangalatra tany. “Tena laharam-pahamehana […]
Misolo vaika ny ankalana
Handeha fampanoavana anio ny mahakasika ireo olona voalaza fa nanondrana biby voarara any ivelany. Mihazakazaka ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro filaminana. Efa nisy ny Malagasy eto an-toerana, izay voalaza fa mpiray tsikombakomba,voatazona nandritra ny andro maromaro eny amin’ny trano figiazan’ny mpanao famotorana. Raha ny tsiliantsofina mandeha anefa, mbola ny trondro […]
INDRAY MIJERY
Hisy fandidiana maimaimpoana iarahana amin’ ny ONG Enfants du monde ao amin’ny hopitalibe Antsiranana, ny 21 hatramin’ny 24 mey ho avy izao. Aretina mahazo ny tarehy sy ny tenda no hodidina amin’izany. Mila manao fizaham-pahasalamana mialoha ny 13 hatramin’ny 17 mey, ao amin’ny CHUPKA (Bureau des consultations externes), isaky ny […]
Croix Rouge: mifototra amin’ny fiahiana ny maha olona
Nomarihina ny alarobia teo, tetsy amin’ny Parvis Analakely, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Croix Rouge sy ny Croissant Rouge. 61 taona no nijoroany teto Madagasikara (1963-2021). “Koloy hiaina ny maha olona”, io ny lohahevitra novoizina nandritra ny fankalazana. Nanasongadinana indrindra ny sehatry ny maha olona sy ny firaisankina ny hetsika […]




