Mois : mai 2024

Oniversiten’Antananarivo : niverina nianatra ny mpianatra, hirosoana ny famahana ny olana

Tony ny onja ho an’ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Ankatso. Manaiky ny fandaminana ny mpianatra. Miroso amin’ny famahana ny olana ny minisitera mpiahy. Niravona ny disadisa teo amin’ny mpianatry ny oniversite sy ny tomponandraikitra rehefa natao ny fifampidinihana. Nitsahatra omaly, ny fitokonana ary ha­naraka ny fandaminana ny mpianatra. Nanaiky ny vatsim-pianarana 3 […]

Poa-basy inefatra: raim-pianakaviana naratra voatafika

Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana tao Ampanataovana Atsimo, kaominina Ampanotokana, distrikan’Ambohidratrimo, ny alahady alina teo. Raim-pianakaviana iray naratra teo amin’ny tanany… Raim-pianakaviana iray naratra nandritra ny fanafihan-jiolahy mitam-piadiana teny amin’ny fokontany Ampanataovana, kaominina Ampanotokana, distrikan’ Ambohidratrimo, ny alahady alina tamin’ny 11 ora. Jiolahy valo nitondra basy no tompon’antoka tamin’ny fanafihana, araka ny […]

Grand Slam de Douchanbé : Laura Rasoanaivo-Razafy n’a pas fait long feu face à Polland Kelly Petersen

Dans sa quête incessante d’une première victoire en Grand Slam, la judokate malgache Laura Rasoanaivo-Razafy (-70kg) a rencontré un nouvel obstacle. Engagée au prestigieux Grand Slam de Douchanbé au Tadjikistan samedi, elle a subi une défaite précoce face à la redoutable britannique, Pollard Kelly Petersen. Cette élimination rapide a freiné […]