Tsy nahatsiaro tena teo no ho eo ny mpitondra scooter iray tra-doza teny amin’ny lalan’Ambohitrimanjaka, omaly maraina. Voa mafy ny lohany. Nifandona tamin’ny fiara tsy mataho-dalana ka tsy nahatsiaro tena io lehilahy iray nitondra moto scooter teny amin’ny lalana mihazo an’Ambohitrimanjaka io, omaly maraina. Nandeha mafy ilay mpitondra kodiaran-droa ka […]
Mois : mai 2024
Ambohibao : efa-dahy nangalatra moto voasambotra
Nifanenjehan’ny andrimasom-pokonolona, mpangalatra moto roa lahy tra-tehaka teny amin’ny fokontany Andranoro, kaominina Ambohibao Antehiroka, ny alakamisy 02 mey teo, tamin’ny 2 ora maraina. Nanosika moto anaty haizina ireo roa lahy ireo. Nentin’ny fokonolona teny amin’ny zandary izy roa lahy. Niahankahana anefa ireto farany rehefa nametrahan’ny mpitandro filaminana fanadihadiana. “Nilaza ho […]
INDRAY MIJERY
Nanao tatitra ny faritra Analamanga fa mandeha tsara ary miasa haingana ireo orinasa manao ny asa fametrahana pavé ny lalana eny Ambohimiadana, Manjakandrina. 80 % ny asa no vita ankehitriny. Ny Faritra Analamanga dia mitaky hatrany kalitao tsara amin’ ireo asa izay sahaniny. Maneho hatrany ny fialantsiny noho ny fanelingelenana […]
Ambositra : Kaominina 11 nahazo Vatsin’ankohonana
Mitohy ny tetikasa Vatsin’ ankohonana any amin’ny faritra Matsiatra Ambony. Kaominina 11, anatin’ny distrikan’ Ambositra nizarana izany niaraka tamin’ny Tosika fihariana. Olona miisa 9 500 no nahazo tombony tamin’ny fisitrahana ny Vatsin’ankohonana tamin’ity andiany ity. Natao hanohanana ny ray aman-dreny amin’ny fampianarana ny zanany ny Vatsin’ ankohonana. Ankoatra izay ny […]
Ady amin’ny famarinan’olona : mpitarika 6 miofana any Etazonia
Malagasy sy Kaomoriana 6 mianadahy mpitarika no voafantina handray anjara amin’ny programa International Visitor Leadership Program (IVLP) 2024 izay miompana amin’ny ady amin’ny famarinan’olona. Niarahaba manokana ny ezaka sy fanoloran-tenan’izy ireo, amin’ity sehatra ity, ny masoivoho Amerikanina, Claire Pierangelo, nandritra ny tafatafa fanomanana ny dian’izy ireo. Hitety fanjakana 4 any […]




