Mois : juin 2024

Vaovao tambatra

Mitentina 226 000Ar isam-bolana ny tolotra internet omen’i Starlink. Tsy ao anatin’izany ireo kojakoja samihafa mifanaraka aminy izay vidiana mitokana 1 120 000Ar. Lafo ireo tolotra ireo raha oharina amin’ny vidiny ankapobeny ary mbola lafo aty amin’ny tsena aty Afrika ihany koa. Nampidi-bola 54,384 miliara Ar ireo letisia 16 860,3 taonina naondrantsika izay vidiana […]

Siansa momba ny ita sy ny serasera (Sic): sehatra miara-dalana amin’ny tontolon’ny asa

Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fivoaran’ny olombelona, eo amin’ny tontolon’ny asa, ny siansa momba ny ita sy ny serasera (Scie­nce de l’information et de la communication, Sic). Antony nitondrana fanazavana bebe kokoa mahakasika izany teny amin’ny Oniversiten’Anta­na­narivo, ny herinandro lasa teo. Nifarimbona ny Agence Peak sy ny fikambanana Arisera […]